Litera F
Fipetrahana: mibahan-toerana noho ny hatezerana.
tohiny
Fipetrahana: (petraka) a,: Fitombenana: Mahavo azy ny fiPetrahan'ny alika noho ny fitsanganany. ~ Fitoerana: Aiza…tohiny
Fipiriritana: (piriritra) a.: Fifantsitsirana; fivalanana betsaka sady mifantsitsitra.
tohiny
Fipiriritra: (piriritra) a.: Fomba entina mipiriritra, na toetran'ny olona mipiriritra, izany hoe mifantsitsitra,…tohiny
Fipiritihana: (paritaka) a.: Fipitihan'ny fotaka amin'ny zavatra iray,
tohiny
Fipiritika: (paritaka) a.: Toetran'ny zavatra mipiritika, izany hoe mipitika amin'ny..
tohiny
Fipisopiso: (Piao) a.: Fomba entina mipisopiso, na miantso ny saka amin'ny teny hoe "pisopiso",
tohiny
Fipisopisoana: (piso) a.: Fiantsoana ny salas amin'ny teny hoe "pisopiso",
tohiny
Fipitihana: (pitika) a.: Fiendahana na fialana avy amin' ny zavatra iray; fialana tampoka dia mitsambikina.
tohiny
Fipitika: (pitika) a.: Toetran' ny zavatra mipitika, izany hoe miendaka na miala avy amin'ny zavatra iraY, miala…tohiny
Fipitrapitra: (pitrapitra) a.: Fomban'ny maso mipitrapitra, izany hoe miiery amin' ny maso mampalahelohelo na mangaihay:…tohiny
Fipitrapitrana: (pitrapitra) a.: Fijerena amin'ny maso manrpalahelohelo fa mangaihay.
tohiny
Fipitripitrihana: (pitripitrika) a,: Fipoapoahana, firefodrefotan'ny menaka rotsahana zavatra endasina,
tohiny
Fipitsohana: (pitsoka) o.: Toetran'ny taolana folaka, mioritra; fahatapahana; fahasimbana.
tohiny