Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fiodina: (odina) a.: Fomba entina miodina, fomban'ny olona miodina na mikomy. tohiny
Fiodinana: (odina) a.: Fikomiana, tsy fanekena ny fahefana. tohiny
Fiofanana: (ofana) a: Fiomanana, amin'ny alalan'ny fianarana, hanao asa na handraY raharaha (na raharaha vaovao…tohiny
Fiofiana: (ofy) a.: Fanalana hoditra voankazo, hoditra vodin-javarnaniry, famoasana, fanalana kirany. tohiny
Fiofo: (ofo) a.: Toetra na fomban'ny zavatra miofo, izany hoe miova volo na loko, na miova hoditra amam-bika.…tohiny
Fiofoana: (ofo) a,: Fiovanavolo, loko: Tcy tiako ny fiofoan'ity lamba it4. • Fiovana hoditra amam-bika: Ny fiofoan'ny…tohiny
Fiofy: (ofy) a.: Fomba entina miofy, izany hoe manala hoditra voankazo, manala kirany. tohiny
Fiohafana: (ohaka) a.: Fiendahana, fialana, fihintsanana. tohiny
Fiohaka: (ohaka) a.: Toetran' ny zavatra miohaka, izany hoe miendaka. tohiny
Fiohina: (fioka) mt.ih. (fiohy): Kapohina mirivorivo. tohiny
Fiohina: (fioka) p.t.: Enti-milaza zavatra na olona lalovan' ny fofon'ain'ny omby mandalo mifofofofo. tohiny
Fioirana: (oitra) a.: Fiezahana mafy mba hipoitra fa tsy hanaiky ny hotsindriana lava, fitrakana. tohiny
Fioitra: (oitra) a.: Fomban'ny zavatra na olona mioitra,izany hoe mipoitra na miainga, raha zavatra, ary miezaka…tohiny
Fioka: a.: Feon'ny rivotra lalovan-javatra mihelatra sy mandalo mafy; feo miteraka sioka avy amin'ny fikivilivilin'ny…tohiny
Fiokirana: (okitra) a.: Fiezahana mafy, fikelezana aina, filofosana. tohiny
Fiokitra: (okitra) a.: Fomba entina miokitra, izany hoe miezaka mafy, mikely aina. tohiny
Fioko: (oko) a.: Fomba entina mioko, na miara-mitetika hikomy. tohiny
Fiokoana: (oko) a.: Firaisankevitra hanao teti-dratsy, fitetehana hanao fikomiana. tohiny
Fiolehana: (olika) a.: Fiviliana, fihodinana. tohiny
Fiolika: (olika) a.: Toetran'ny zavatra miolika, mivily: Ny fioliky ny renirano. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0278