Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fikaretsaka: (karetsaka) a,: Fomba entina mikaretsaka, izany hoe mandeha haingana dia haingana, mitsoriaka. tohiny
Fikarohana: (karoka) a.: Fitadiavana fatratra: Tsy hainao vinanina ny fikarohako satroka bonetra eran'ny mangazay.…tohiny
Fikaroka: (karoka) a.: Fomba entina mikaroka. ? p,k: Azo karohina. tohiny
Fikasa: (kasa) a.: Fomba entina mikasa. ? p.t.: Azo kasaina. tohiny
Fikasana: (kasa) a.: Fanampoizana, fisainana mialoha, fitetehana: Fikasanaan'olombelona, fa ny didy an'Andriamanitra.…tohiny
Fikasihana: (kasika) a.: Fampandalovana ny tanana amin' ny..., fisafosafoana. tohiny
Fikasihana: na Fikasihandokanga a,: Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina…tohiny
Fikasika: (kasika) a.: Fomba entina mikasika. ?p.t.: Azo kasihina. tohiny
Fikasikasiana: (kasy) a.: Fisehoana ho jejojejo, tohiny
Fikasikasy: (kasy) a.: Toetran' ny olona kasikasy, jejojejo, tohiny
Fikasohana: (kasoka) a,: Fisafoana, fandilorana. tohiny
Fikasoka: (kasoka) a.: Fomba fisafo, fikasika, fandilotra. tohiny
Fikatona: (katona) a.: Fomba firfndrina. tohiny
Fikatonana: (katona) a.: Firindrinana. tohiny
Fikatrahana: (katraka) a: Fanenon'ny zavatra mikepoka midona amin'ny hafa. tohiny
Fikatraka: (katraka) a.: Toetran'ny zavatra mikatraka, izany hoe mikepoka midona amin'ny hafa. tohiny
Fikatraoka: (katraoka) a: Toetran'ny zavatra mikatraoka, izany hoe mipoapoaka toy ny fandehan'ny soavaly na ny kiraro…tohiny
Fikatrohana: (katroka) a.: Fipohana, fidonana: Nahatsirauina ny fikatrohan'ilay fiarakodia tamin'ny tamboho rary…tohiny
Fikatroka: (katroka) a,: Fomba entina mikatroka, izany hoe mipoka, midona; na miady, mikaona; na miasa mamianatra…tohiny
Fikatsahana: (katsaka) a.: Fitadiavana mafy, faniriana hahazo: Ny fikatsahana diplaoma. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0763