Litera F
Fangotsoka: a.: Fangirifirian' ny alahelo, fanafntainana: Tsy hay lazaina ny fangotsoko tamin'izaho tsy afa-panadinana.…tohiny
Fangovihoviana: (houihovy) a: Hari-koditra.
tohiny
Fangovihovy: (houihouy) a.: Pararetra, fangovitana.
tohiny
Fangovitana: (houitra) a.: Fipararetana: Tsy nahateny a-ho noho ny fangouitako.
tohiny
Fangovitra: (houitra) a: Fomban'ny olona mangovitra, mipararetra: Moa oe samy hafa ny fangooitry ny olona marary…tohiny
Faniasiavana: (siasia) a.: Fibiriohana, fandehandehanana foana ats7+ sy ar?, firioriovana.
tohiny
Fanidiana: (hidy) a: Fanaovana izay tsy hahafahan'ny varavarana mivoha; fisakanana na fandrarana tsy ahazoamandeha.…tohiny
Fanidina: (idina) a.: Fomba fanao raha manidina, mandatsaka anaty lasitra: Toy izao no fanidina lakolosy.
tohiny
Fanidina: (sidina) a: Fomban' ny vorona manidina, na mandeha eny amin'ny habakabaka amin'ny alalan'ny elatra:…tohiny
Fanidinana: (sidina) a.: Fihetsehana na fihantonana eny amin'ny habakabaka; fandehanana na fihazakazahana haingana…tohiny
Fanidinana: (idina) a.: Fanaovana izay idinana; fampidinana, fandatsahana anaty lasitra, fanaovana amin'ny lasitra,…tohiny
Fanidy: (hidy) a.: Fomba entina manidy: Atao ahoana no fanidy Us"' oarauaranareo it?? ? p.t.: Azohidiana: Tsy…tohiny
Fanifakifahana: (kifakifaka) a: Fanflihana, fitsipahana; fandroahana, fampihatahana.
tohiny
Fanifihana: (hifika) a: Fampialana, fanesorana; fandavana; fanoherana.
tohiny
Fanifika: (hifika) a.: Fomba entina manifika, mampiala, manesotra. 1 p. t.: Azo ahifika: Tsy fanifika ny ondry…tohiny
Faniforana: (hifotra) a: Fainenoana, fanentsenana, fanampenana.
tohiny