Litera F
Fangintsingintsina: (hintsingintsina) o.: Famolivoly, fanaintaina.
tohiny
Fangirifiriana: (hirifiry) a.: Fijaliana mafy, fanaintainana izaitsizy: Tsy hay lazaina ny fangirifiriana tsaroako tamin'…tohiny
Fangirifiry: (hirifiry) a.: Harary: Loza ny fangirifirin'ny tanako may.
tohiny
Fangirigirihana: (girigirika) a,: Fanamarihana ny tsy tonga.
tohiny
Fangirigirika: (girigirika) a.: Fomba fanamarihana ny tsy tonga.
tohiny
Fangirihana: (hirika) a.: Fandoahana: Fangirihana haro. • Fitadiavana hahalala izay ao am-pon'ny sasany: Fangirihana…tohiny
Fangirika: (hirika) a.: Fomba entina mangirika,mandoaka, na mitady hahalala izay ao ampon'ny hafa.
tohiny
Fangiringirihana: (hiringirina) a.: Fiasana fandoahana na fanalalahana.
tohiny
Fangitakitahana: (hitakitaka) a.: Fitepotepoana mafy, fi-en tanam p o.
tohiny
Fangitakitaka: (hitakitaka) o.: Toetran'ny fo mitepotepo mafy, mitotototo.
tohiny
Fangitana: (fangitra) me ih. (fangito): Faritana: Efa nofangitanareo ve ny tanimbary nomen'i Dada sy Neny anareo.…tohiny
Fangitra: a.: Faritra. - t.i.f.: Fangitana, voafangitra, nofinangitra l mamangitra, famangitra, mpamangltra /…tohiny
Fangoka: a.: Ny miromoromo tsy voatenona, izay esorina amin'ny lamba: Fango-damba • h.o.: Fandrika, hafetsifetsena.…tohiny
Fangolehana: a.: Jar. Fanolehana.
tohiny