Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fandrozanana: (rozana) a: Fanaovana izay hampitarozaka ny adihevitra. tohiny
Fandrozaroza: (rozaroza) a.: Fomba entina mandrozaroza. 1 p.t.: Azo arozaroza. tohiny
Fandrozatana: (rozatra) a.: Fandrirodrirotana, fanintontsintonana, famerimberenana milaza zavatra hamelezana olona.…tohiny
Fandrozatra: (rozatra) a.: Fomba entina mandrozatra, mandrirodrirotra, manintontsintoua. tohiny
Fandry: (andry) a.: Fomba na toetran'ny olona na biby mandry, mitsotra: Jereo itS fandrin'ny zanakao: ny iohany…tohiny
Fane: (Ski) a.: Anaran-kazo fakana hafotra fanaovan-trano. tohiny
Fanea: (Ski) a.: Karazam-bahy izay ahazoana rano ho fanamamoana ny hazandrano. tohiny
Fanebahana: (tebaka) a.: Fanakianana, fanesoana; filazana ankitairano fa tsy nety ny natao; fanaovana tsinontsinona,…tohiny
Fanebaka: (tebaka) a,: Fomba entina manebaka, manakiana, maneso, manaratsy. ~ P. t.: Azo tebahina, tokony hotebahina.…tohiny
Fanebihebena: (hebiheby) a: Fanofana, fanopakopahana mba hampijanona; fanelingelenana sabla. tohiny
Fanebiheby: (hebiheby) a.: Fomba entina manebiheby, misakana, manelingelina. ~ p. t, : Azo sakanana, helingelenina;…tohiny
Fanebisebena: (sebiseby) o.: Famp3janonana arnin'nY fivezivezena. tohiny
Fanebiseby: (sebiseby) o.: Fomba entina manebiseby, mampijanona amin'ny fivezivezena. tohiny
Fanededena: (edede) a.: Fanakorana, fanalana baraka. tohiny
Fanedrahedra: (hedrahedra) a,: Fomba entina manedrahedra, mandrotsirotsy. tohiny
Fanefa: p. mt,: Fihasimban'ny hoe kanefa. tohiny
Fanefahefa: (hefahefa) a.: Fanetsiketsika, fanofahofa. tohiny
Fanefahefana: (hefahefa) a.: Fanetsiketsehana, fanofahofana. tohiny
Fanefana: (efa) a.: Fanonerana: Amin'ny herinandro ambony ny fanefako ny trosanao, •Fanoloana: Takiko ny fanefanao…tohiny
Fanefena: (tefy) a.: Fanamboarana vy na metaly hafa ho zavatra fampiasa. 1 H.o. : Famolavolana: Tsy mora ny fanefena…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0725