Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fandripahana: (ripaka) a.: Fanjerana, famelezana ny betsaka, fandringanana, fandevonana, fandaniana tanteraka. tohiny
Fandripaka: (ripaka) a.: Fomba entina mandripaka. ? p. t.: A-zo aripaka. tohiny
Fandririsana: (riry) a,: Fanalana, fanongotana ny ravin-kazo. tohiny
Fandriry: (riry) a,: Fomba entina mandriry, manongotra ny ravina amin'ny haro. tohiny
Fandrisihana: (risika) a.: Fampahazotoana, fitarihana, fitaomana, fanomezana zotompo sy havitrihana. tohiny
Fandrisika: (risika) a.: Fomba entina mandrisika, mampahazoto, manome havitrihana. tohiny
Fandritra: (ritra) a.: Fomba entina mandritra, izany hoe manao izay hahatankina; fomba entina mahandro hena mba…tohiny
Fandritsohana: (ritsoka) a.: Fitenenana mibitsibitsika amin'olona; fanoroana malemilemy. tohiny
Fandritsoka: (ritsoka) a.: Fomba entina mandritsoka, miteny mibitsibitsika amin'olona. tohiny
Fandrivana: (rivana) a.: Fomba entina mandrivana na mandrahona mafy; fomba entina mamaky tantana. tohiny
Fandrivanana: (ricana) a.: Fandrahonana mafy amin-katezerana; famakiana tantana. tohiny
Fandrivirivy: Firivirivy (rivirivy) a.: Toetran'ny kapoka sesilany. tohiny
Fandrivotra: (rivotra) a.: Toetran'ny rivotra mitsoka. tohiny
Fandrivotse: (Ski) a: Karazankazo fakana hafotra fanao tadim-pintana. tohiny
Fandrizatana: (rizatro) a.: Fanaovana teny feno hatezerana amin'olona. tohiny
Fandrizatra: (rizotra) a.: Fomba entina mandrizatra. tohiny
Fandroahana: (roaka) a.: Fanosehana handeha hialoha na hihataka: Fandroahana ny omby any an-tsaha. / Nahatsikaiky…tohiny
Fandroaka: (roaka) a.: Fomba entina mandroaka, manosika hivoaka 1 p. t.: Azo roahina, ? a.: Alika, amboa. tohiny
Fandroana: (andro) a.: Andro lehibe azo heverina ho fetimpirenena malagasy fahizay izay natao ho fidiovana indrindra…tohiny
Fandroatana: (roatra) a: Fiterahana roatra; fisafoahana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1937