Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fandrahanana: (rahona) a: Fampangotrahana. tohiny
Fandraharaha: (raharaha) a: Fomba entina mandraharaha, mifehy, mitondra. tohiny
Fandraharahana: (raharaha) a: Fifehezana, fitondrana. tohiny
Fandrahona: (rahona) a.: Fomba entina mandrahona, mandevilevy. tohiny
Fandrahonana: (rahona) a.: Fanombanana: Jereo ity fandrahonan'ny orana ka andeha hody. ~ H.o,: Rahom-bava: Tsy matahotro…tohiny
Fandraihana: (raika) a: Fampironana, fanongilanana, fampitongilanana. tohiny
Fandraika: (raika) a: Fomba entina mandraika, mampirona, manongilana. tohiny
Fandraiketana: (raikitra) a: Fametahana: Fandraiketana sary amin'ny rindrina. 1 Fanapahana, famaranana: Raina ny fandraiketana…tohiny
Fandraikiraikena: (raikiraiky) a: Fanadalana. 1 Ody fandravoravoana, ody fitia. tohiny
Fandraikiraiky: (raikiraiky) a: Fomba entina mandraikiraiky, mampitoantoana, mahatonga hanaonao foana tsar mitandrina.…tohiny
Fandraikitra: (raikitra) a: Fomba entina mandraikitra, izany hoe mametaka, na manapaka, mamarana. tohiny
Fandraingena: (raingy) a: Fahazoana afo amin'ny fanodinana raingy; fanerena olona hanome zavatra. tohiny
Fandraingy: (raingy) a.: Fomba entina mandraingy, maka afo amin'ny raingy. tohiny
Fandraisana: (ray) a: Fanantazana: Fahadisoana ny fan. draisana baolina amin'ny la-lao baolina kitra. ~ Fanekena…tohiny
Fandraka: a.: Fiasana fandrafetana na fanefena, izay andoahana na anaovana lalatra kely amin'ny hazo na amin'ny…tohiny
Fandraka: tohanam-piuely: enti-milaza izay rehetra tsy mahavita tena fa atoron'ny hafa. tohiny
Fandràka: a.: Hahiazana izaitsizy. tohiny
Fandrakaraka: (rakaraka) a.: Fomba entina mandrakaraka, mamaha vola. tohiny
Fandrakarakana: (rakaraka) a: Famahana vola. tohiny
Fandrakofana: (rakotra) a.: Zavatra entina mandrakotra. 1 Fanasiana zavatra eo ambonin'ny zavatra hafa mba tsy hahitana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0845