Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fandambanana: (lambana) a: Fanemerana amin'ny tsihy, fametahana peta-kazo. tohiny
Fandambolambo: (lambolambo) a: Fomba entina mandambolambo na mandama mba hililotra taara. 1 H.o.: Fomba entina manatsara,…tohiny
Fandambolamboana: (lambolambo) 4: Fandamanana mba hililotra tsara: Vita taara ny rafitr'it9 latabatra fa ny fandambolamboana…tohiny
Fandamina: (lamina) a.: Foinba entina mandamina na mametraka (zavatra) amin'ny toerana tokony hisy azy avy. tohiny
Fandaminana: (lamina) a: Fikarakârana mba hirindra tsara; fanamboarana, fandantoana, fandrindrana. tohiny
Fandamohana: (lamoka) a.: Fanavesarana, fanaovana izay hahasasatra, hahatofoka. tohiny
Fandamparana: (lampatra) a.: Fanatsorana lava be ny tongotra rehefa mandry ka tonga mahakasika olona. tohiny
Fandampatra: (lampatra) a: Fomba entina mandampatra, manatsotra lava be ny tongotra raha mandry. tohiny
Fandango: (tango) a.: Fomba entina mandango, manangoly. tohiny
Fandangoana: (tango) a: Fanambatambazana, fanangolena. tohiny
Fandanja: (lanja) a: Fomba entina mandanja na manombana ny havesatry ny zavatra amin'ny alalan'ny mizana. ? p.…tohiny
Fandanjana: (lanja) a,: Fijerena, fanombanana ny havesatry ny zavatra amin'ny alalan'ny mizana. 1 Fandinihana, fiheverana…tohiny
Fandanonana: (lanona) a: Fangoronana sy fampirimana. tohiny
Fandanto: (lanto) a: Fomba entina mandanto na manda-mina, mandahatra. tohiny
Fandantoana: (Ianto) a.: Fandaminana, fandaharana. tohiny
Fandaro: (laro) a: Fomba entina mandaro, manisy laro. tohiny
Fandarobohana: (daroboka) a: Fanjerana ao anaty ratio. tohiny
Fandarohana: (daroka) a: Fikapohana, fivelesana, fanatontana. tohiny
Fandatsa: (latsa) a.: Fomba entina mandatsa na maneso ny sasany amin'ny fahorlana na fahavoazana mahazo azy. 1…tohiny
Fandatsahana: (latsaka) a: Fametrahana sy fandrafetana (biriky, vato): Mita fahaizana ny fandatsahana biriky hanaovan-trano,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0604