Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fametrehana: (fetrika) a. : Famelezana totohondry. tohiny
Fametsahana: (fetsaka) a.: Fandravana, fanonganana hianjera, famelezana mandrivorivo. tohiny
Fametsaka: (fetsaka) a. : Fomba entina mametsaka, mandrava, manongana manjera, mamely mandrivorivo. tohiny
Fametsapetsa: (petsapetsa) a. : Fomba entina mametsapetsa, mamonto rano, manaboboka. tohiny
Fametsapetsana: (petsapetsa) a. : Famontosana rano, fanabobohana, fanakotsana. tohiny
Fametsena: (fetsy) a : Famitahana, fakana zavatr' olona amim-pahakingana. tohiny
Fametsivetsena: a. : Ody mana-me fahaiza-miteny na mihira mba hanangolingolena olona. tohiny
Fametsovetso: na Fivetsovetso (vetsouetso) a. : Fomban'ny olona mametsovetso na mivetsovetso, izany hoe mitanisanisa…tohiny
Fametsovetsoana: na Fivetsovetsoana (vetsouetso) a. : Fitanisanisàna lazain'ny vava na ao am-po tsy miloaka fotsiny ihany;…tohiny
Famezarana: (vezatra) a : Famahana na fanokafana zavatra an-keriny amin'ny fandroritana mafy ny vavany. tohiny
Famezatra: (vezatra) a. : Fomba entina mamezatra, manokatra zavatra an-keriny amin' ny fandroritana mafy ny vavany.…tohiny
Famezivezena: (vezivezy) a. Fampitotototoàna ats? sy a-r?. tohiny
Famezivezy: (vezivezy) a Fomba entina mamezivezy, mampandeha na mitondra ate? sy ar3, tohiny
Famezovezo: (vezovezo) a. Fomba entina mamezovezo, mila vaniny. ? p.t. : Azo vezovezoina. tohiny
Famezovezoana: (vezovezo) a.: Filàna ady, filàna vaniny. tohiny
Famiahana: Fanapiahana (piaka) a. : Fanapahana (zavatra) misy feo heno. tohiny
Famiaka: Fanapiaka (pioka)a.: Fomba entina mamiaka, manapiaka, manapaka zavatra ka misy feo heno. tohiny
Famiazana: (fia) a. : Fangejana, fangiazana, famoretana, fanerena. tohiny
Famihinana: (fihina) a. : Fitazonana ao anaty sandry anankiroa, fangiazana. tohiny
Famihirana: (fihitra) a. : Fitazonana mafy amui' -iavatra famikirana, na fitanana hevitra iray amim-pikiribibiana.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1673