Litera F
Fiahiana: (ahy) a.: Fikarakarana, fitsndremana lehibe: Ho an'ny vehivaoy, ny fiahiana ny tokantrano no tokony…tohiny
Fiahotra: (aiotra) a.: Fomban' ny olona miahotra, izany hoe miato na mijanona kely alohan'nyhanao zavatra.
tohiny
Fiahy: (ahy) a.: Fomba entina miahy, izany hoe mikarakara, miiandrina tsars. ~ p, t.: Tokony hahina, hokarakaraina…tohiny
Fiaina: (aina) a.: Fomba entina miaina, na males fofon'aina izany na mitondra tena: Miadam-piaina ny marary.…tohiny
Fiainana: [aina] Fakana aina, fakana fofon'aina: Miadana ery ny fiainan'ity marary ity izany. 1 Fe-potoana eo…tohiny
Fiainga: (ainga) a,: Fomba entina miainga, izany hoe misondrotra na miarina. •Fomban'ny zavatra miainga, mi•…tohiny
Fiaingana: (ainga) a.: Fisondrotana. ~ Fanombohana mandeha: Amin'ny 1 ora sy sasany ny fiaingdn'ny aroplanina mankany…tohiny
Fiainginaingenana: (ainginaingina) a,: Fiteronteronana, fipetrahana amin'ny toerana a-vo.
tohiny
Fiainginaingina: (ainginaingina) a.: Fomba na toetran'ny zavatra na olona miainginaingina, izany hoe miteronterona, mipetraka…tohiny
Fiaingitra: (aingitra) a.: Fomba entina miaingitra, izany hoe miseho ho sarotiny sy miavona, miangentsana.
tohiny
Fiajokajohana: (ajokgioka) a.: Fiavonavonana miharo fanesoana.
tohiny
Fiajokajoka: (ajokajoka) a.: Fomban'ny olona miajokajoka, izany hoe miavonavona sady maneso.
tohiny