Litera F
Fanorana: (torana) a.: Fomba entina manorana: Tsy mitovy ny fanorana ny marary hodidiana taloha sy ankehitriny,…tohiny
Fanoranana: (orana) a.: Famotsiana, fandiovana (firava-bolamena, na volafotsy),
tohiny
Fanoranana: (torana) a.: Fanaovana izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary: Ny klaoraofaorma no fanoranana…tohiny
Fanoranorana: (oranorana) a.: Fomba entina manoranorana, na mihinana mamosibosika sy manesokesoka.
tohiny
Fanoranoranana: (oranorana) a.: Fihinanana mamosibosika sy manesokesoka.
tohiny
Fanoratana: (soratra) a.: Fanaovana soratra: Efa mahay mamaky tsara it? zaza ity, fa eo amin'ny fanoratana no mbola…tohiny
Fanorenana: (orina) a.: Fananganana, fampijoroana, fanatsatohana: Fanorenana trano fitsa boana.
tohiny
Fanorihana: (tsorika) a.: Fikorianana manaraka ny rindrina na ny takolaka; fitsororohana.
tohiny
Fanorika: (tsorika) a: Toetran' ny zavatra mikoriana: Ny fanoriky ny ranomasony nanaraka ny takolany no nampahonena…tohiny
Fanorirana: (horirana) o.: Fomba entina manorirana, izany hoe mandry ka ny rirana no atao mitehika ny tany.
tohiny
Fanoriranana: (horirana) a. :Fametrahana zavatra na fipetrahana na fandehanana na fijerena tsy manatrika fa misompirana.…tohiny
Fanorisorena: (sorisory) a : Fampahasosorana; fampahoriana.
tohiny
Fanorisory: (sorisory) a.: Fomba entina manorisory, manao izay hahasosotra.
tohiny
Fanoritana: (soritra) a.: Fanasiana tsipika atao fetra na fanavahana.
tohiny