Litera F
Fanompoana: (tompo) a.: Fanajana (olona) fatratra sy fanekena ny sitrap ony :Fanom-Poana an'Andriamanitra. 1 Fanaovana…tohiny
Fanonahana: (honaka) a.: Fianjerana noho ny havizanana na ny hatavezana.
tohiny
Fanondanana: (ondana) a.: Fanohanana.
tohiny
Fanondrahana: (tondraka) a.: Fampidirana rano amin'ny tany fambolena na fandrarahana rano amin'ny voly mba hampaniry…tohiny
Fanondraka: (tondraka) a.: Fomba entina manondraka, mampiditra rano amin'ny tany fambolena na mandraraka rano amin'ny…tohiny
Fanondrana: (ondrana) a.: Fomba na toetzan'ny olona manondrana, na mihetsika hadalana.
tohiny
Fanondrana: (ondrana) a.: Fomba entina manondrana, na mandefa zavatra amin'ny lakana na sambo.
tohiny
Fanondranana: (ondrana) a.: Fandefasana olona na zavatra hiampita amin'ny lakana na ny sambo.
tohiny
Fanondranana: (ondrano) a.: Fahadaladalana, fihetsehan' ny hadaladalana.
tohiny
FaƱondrane: (Ski) o.: Hazo fisaka araviravy eo ambanin' ny fitoerana amin'ny lakana mba hametrahana entama.
tohiny
Fanondrehana: (ondrfka) a.: Fampileferana, fampironana, fampiraihana (ny loha).
tohiny
Fanondrika: (ondrika)a.: Fomba entina manondrika, na mampilefitra, mampirona, mampiraika (ny loha).
tohiny
Fanondritana: (tondritra) a.: Fanatodihana; fanolahana; fitanana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa mba hivalanany…tohiny
Fanondritra: (tondritra) a.: Fomba entina manondritra.
tohiny
Fanondro: (tondro) a.: Fomba entina manondro, manoro amin'ny tanana. / Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe:…tohiny
Fanondroadala: a.: Rantsantanana afovoany, izany hoe fahatelo avy eo amin'ny ankibe na avy amin'ny ankikely.
tohiny
Fanondroana: (tondro) a,: Fanambarana zavatra na ny misy azy amin'ny rantsantanana; fanoroana, filazana: Ny fanondroan-dRakoto…tohiny