Litera F
Fanombohana: (tomboka) a.: Fanasiana marika amin'ny vy mahamay, fitetehana: Didian'ny fanjakana ve ny fanombohana…tohiny
Fanombohana: (tomboka) a.: Fanaovana ny fiandohan-Javatra iray, fanaovana voalohany: Anio no fanombohana ny osa tanimbary.…tohiny
Fanomboka: (tomboka) a.: Fomba entina manomboka zavatra: Na inona na inona atao, amin-kafaliana no fanomboka azy…tohiny
Fanomboka: (tomboka) a.: Fomba entina manomboka. * p.t: Azo tombohana: Tsy mba fanomboka ny alika,
tohiny
Fanombotana: (ombotra) a,: Fanongorana.
tohiny
Fanombotombohana: (tombotomboka) a.: Fiampangana olona amin'ny zavatra tsy nataony, fanendrikendrehana, fitorotorohana.…tohiny
Fanombotomboka: (tomboka) a.: Fomba entina manombotomboka, izany hoe miampanga olona tsy misy antony amin'ny zavatra…tohiny
Fanombotra: (ombotra) a.: Fomba entina manombotra, na manongotra. ? p.t: Azo ombotana.
tohiny
Fanome: (ome) a.: Fomba entina manome: Toy izao no fa-nome fahatsiarovana ? p. t.: Azo omena matetika: Ity fanafody…tohiny
Fanomezana: (orne) a.: Fahafoizana: Misy fanomezan-dra eny amin'ny hopitaly anio. ? Zavatra omena: Sarobidy it9…tohiny
Fanomindana: (sominda) a.: Fanapahan-tenda.
tohiny
Fanomokomohana: (homoka) o.: Fitsakoana zavatra tsy misoka-bava akory.
tohiny
Fanomokomoka: (homoka) a,: Fomba fitsakoana zavatra nefa tsy misoka-bava,
tohiny
Fanompana: (ompa) o.: Fanozonana, faniriana ratsy ho an'olona: Tsy raharahako izoy fonomponao; tsy hahavoa ahy…tohiny
Fanompanana: (ompana) a,: Fandraiketana, fanankinana.
tohiny
Fanompirana: (sompirana) a.: Fomba entina manompirana, izany hoe mandidy na manapaka tsy mahitsy fa mivilana.
tohiny
Fanompiranana: (sompirana) a.: Fanaovana (zavatra) na fipetraka na fijerena... tsy mahitsy fa mivilana; fiolahana;…tohiny