Litera F
Fanjakana: (jaka) a.: Fanolorana jaka, dia ilay nofon-kena masaka nialin-taona ifanomezana raha fandroana ho mari-pihavanana.…tohiny
Fanjakana: (zaka) a.: Fitondrana manana ny fanapahana ambony indrindra amin'ny tany iray; fifehezana, fandidiana,…tohiny
Fanjambana: (lamina) a.: Ody misakana ny maso tsy habita. 1 H.i.: Zavatra toa manakana ny saina tsy hahalala; fandraikiraikena.…tohiny
Fanjambena: (jambena) a.: Havizanan'ny maso izay mab.atonga azy mila tsy habita. M. h. : Fandrendrirendry, firendrirendry.…tohiny
Fanjàna: a.: Fifanilahana amin' ny asa atao na fanaovana adidy. - t.i.f: Mifanjana, fifanjana, mpifanjana j ifanjanana,…tohiny
Fanjanahana: (zanaka) a.: Fananganana ho zanaka. / Fakana na fisamborana vola misy zanany, fananàna. - F,-p,: Fanjonahan-tany:…tohiny
Fanjanaka: (zanaka) a.: Fomba entina manjanaka na manangana ho zanaka; fomba entina manàna. 1 p.t.: Azo zanahina.…tohiny
Fanjanjana: (janjana) a.: Fomba entina manjanjana, marnely, mandaroka mafy.
tohiny
Fanjanjanana: (janjana) a.: Famelezana mafy. / Fanaovana zavatra maty paika, fanapahan-kevitra hentitra tsara.
tohiny
Fanjariana: (zary) a.: Fahatongavana, fiovana ho: Ny fanjarian'ny sakafo hanintsika ho ra.
tohiny
Fanjatoana: (zato) a: Anarana ilazana ny hatotanana fasiana haba na tsimikatona.
tohiny
Fanjatoana: (zato) a,: Fizarana zato,
tohiny
Fanjavona: (zavona) a.: Fomba na toetran'ny zavatra manjavona (rakotry ny zavona na tsy dia hita mazava tsara,…tohiny
Fanjavonana: (zavona) a: Fotoana fisian'ny zavona; fisian'ny zavona: Anisan'ny tokony hampitandrina ny mpitondra…tohiny
Fanjavozavo: (zavozavo) a.: Toetran'ny zavatra manjavozavo, tsy mazava tsara: Tsy afaka handeha maraina ianareo noho…tohiny
Fanjavozavoana: (zavozavo) o,: Fahamaizimaizinana, tsy fahitana tsara.
tohiny