Litera F
Fanivaivana: (iva) o.: Fanambaniana, fanatsizarizariana, fanimbazimbana.
tohiny
Fanivaka: f+an+ivaka, fototeny: ivaka. Teny iantsoana ny moto "scooter" (fr/eng). Nosafidiana izany teny izany…tohiny
Fanivakivahana: (ivakivaka) a.: Fandalovana eo afovoany, fanositosehana; fandavoana, famotrahana olona rehefa mandala,…tohiny
Fanivakivaka: (ivakivaka) a.: Fomba entina manivakivaka, mandalo eo afovoany.
tohiny
Fanivoanana: (ivo) a.: Fandalovana eo anelanelany, eo afovoany.
tohiny
Fanivohana: (hiuoka) a.: Fifanongoavana, famenoana olona (ny trano).
tohiny
Fanivoho: (ivoho) a.: Fomban' ny olona manivoho, mipetraka eo ivoho; fomba entina manivoho na mamely eo ivoho.…tohiny
Fanivohoana: (ivoho) a.: Fipetrahana ao an-damosina na famelezana avy ao an-damosina.
tohiny
Fanizakiza: (kizakiza) a.: Fomba entina manizakiza, manivaiva, mamingavinga.
tohiny
Fanizakizana: (kizakiza) a.: Fanivaivana, famingavingana, fanazimbana.
tohiny
Fanizina: (izina) a.: Fomba entina manizina, manamaizina, 1 p. t.: Azo izinina, hamaizinina, fanitrika ao anaty…tohiny
Fanizinana: (izina) a.: Fampanjombonana, fanamaizinana.
tohiny
Fanizinana: (hizina) a.: Fandentehana; famoretana; fanidiana.
tohiny
Fanja: a.: Karazam-bonfny izay tonga voankazo. Mamony fanja: enti-milaza ny zavamaniry sasantsanY, toy ny tsaramaso…tohiny
Fanjairana: (zaitra) a.: Fampikambanana lamba amin'ny kofehy mba ho tonga akanjo.
tohiny