Litera F
Fangainana: (gaina) a.: Fahadisoampanantenana: Mafimafy kokoa ny fangainan'ny mpianatra try afa-panadinana noho…tohiny
Fangalabola: a.: Bibikely lava-lava mifono ao anaty tranony vita amin'ny tapa-bozaka sy tapa-kazo madinika, mandeha…tohiny
Fangalahala: (halahala) a.: Toetran'ny zavatra madio mangarangarana: Mba tiako loatra ny fangalahalan'ny rano any…tohiny
Fangalampiery: a.: Kilalaon'ny ankizy izay toy izao no fandehany: miafina ny maso fa misy anankiray kosa mitady ireo…tohiny
Fangalarana: (halatra) a.: Fakana zavatr'olona tsy an-drariny, fametsifetsena zavatr'olona.
tohiny
Fangalarina: (halatra) a.: Entimilaza olona mangalatra foana tsy mety fay fa toa efa anton-draharaha mihitsy aminy…tohiny
Fangalatra: (halatra) a.: Fomba enti-mangalatra • p.t.: Loza raha hangalatra, zatra mangalatra: Zaza fangalatra…tohiny
Fanganga: (anganga) p.t.: Olona manana toetra ratsy mahamenatra; tafahoatra amin' ny toetra tsy mendrika ananany.…tohiny
Fanganohano: (hanohano) a.: Fangirangirana, fangalahala: Mahafinaritra ny fanganohanon'it9 firavaka 1 Fihandrohandro,…tohiny
Fanganohanoana: (hanohano) a,: Famirapiratana, fangalahalana, fihandrohandroana.
tohiny
Fangaoka: (haoka) p.t.: Kinga amin'ny hafetsena; fatratra raha hangaroka ny hevitra na ny an-karomiafin'ny sasany.…tohiny
Fangarahana: (haraka) a.: Fampidirana kofehy amin'ny haraka.
tohiny
Fangaraka: (haroka) a.: Fomba fampidirana ao amin'ny haraka. • p.t.: Fampiditra ao amin'ny haraka.
tohiny
Fangaraka: a.: Karazam-bibikely mitovitovy amin'ny renitantely na ny fanenitra saingy izy lavalava kokoa ary manify…tohiny
Fangarihana: (harika) a.: Fijerena manao maso mitsivalana amin'ny sasany.
tohiny