Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanetsika: (hetsika) a,: Fomba entina manetsika. 1 p.t.: A-zo hetsehina. tohiny
Fanetsiketsehana: (hetsika) a.: Fanentanentanana, famohafohazana, tsy famelana hatoritory: Mita fanetsiketsehana it? fikambanana…tohiny
Fanety: (hety) a.: Fomba entimanety. ? p.t.: Azo hetezana. tohiny
Faneva: a.: Tapa-damba ahan-tons amin'ny hazo ka entimilaza fisian-javatra: ohatra, fahiny nasiana faneva teo…tohiny
Fanevaheva: (hevaheva) a.: Fomba entina manevaheva, manantona, man akirazorazo, tohiny
Fanevahevana: (heeaheua) a.: Fanantonana, fanakirazorazoana. tohiny
Fanevehana: (teuika) a.: Fanasiana tevika, fandoahana; fitanana (amin'ny paingotra). tohiny
Fanevika: (teuika) a.: Fomba entina manevika. ? p. t.: Azo tevehina. tohiny
Fanevingevenana: (heuingeuina) a.: Fampironana miankavia miankavanana, fampidoladolana, fanakivilivilizana. Fanevotana…tohiny
Fanezahana: (ezaka) a.: Fanaovana (zavatra) am-paharisihana, am-pikelazana aina. tohiny
Fanezana: (heza) a.: Fanasiana heza. tohiny
Fangabakabaka: (habaka) a.: Toetran'ny zavatra mangabakabaka, loaka ngeza mangotana. ~ tohiny
Fangadifohiny: a.: Taolan-tratran-kena. tohiny
Fangadihady: (hady) a.: Toetran'ny zavatra mangadihady, madiodio (tsisy volo na ahitra): Mahatsikaiky ny fangadihadin'ity…tohiny
Fangadimainty: a.: Firaisan-tetika, fiokoana mangina. tohiny
Fangadona: (ngadona) a.: Fomba entina mangadona, mitoto (vary), mikapoka na mi• paika mafy. tohiny
Fangadonana: (ngadona) a.: Fitotoana (vary), fikapohana na fipehana mafy. tohiny
Fangady: (hady) a.: Vy voavoatra misy lelany sy zarany a-tao fihadian-tany, izay antsoina matetika kokoa hoe…tohiny
Fangaihay: (haihay) a,: Toetran'ny olona mangaihaY, mangasihasy diso fanantenana: Nalahelo aho, nahita ny fangaihain'i…tohiny
Fangaika: (gaika) a.: Fomba entina mangaika, mamatotra mafy. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1145