Litera F
Fanenoalina: a.: Anaran-kafa iantsoana ny angelinkary,
tohiny
Fanenomana: (tenona) a.: Fanaovana lamba amin'ny fampidipidirana ny kofehy izay mitsangana (tenany) sy mitsivalana…tohiny
Fanenterana: (hentitra) a.: Fanapahana zavatra tsy misy romoromo mitazona azy intsony, fanapahana tarangana.
tohiny
Fanentitra: (han titra) a,: Fomba entina manentitra na manapaka tarangana. ? p. t.: A-zo tapahina tsy asiana romoromo…tohiny
Fanentohento: (hentohento) a.: Fomba entina manentohento, mampisentosento, manondro-bidy.
tohiny
Fanentohentoana: (hentohento) o.: Fampisentoana; fanaovana lafo loatra.
tohiny
Fanentsenana: (tsentsina) a.: Fanampenana, famempenana.
tohiny
Fanentsina: (trentsina) a.: Fomba entina manentsina, manisy tsentsina. • p, t.: Azo tsentsenana.
tohiny
Fanerahera: (herchera) a.: Fomba entina manerahera, mampiandry ela. ?p:t: Azo heraheraina, ampiandrasina.
tohiny
Faneraherana: (herchera) a.: Fampiandrasana ela, fangatahana andro lava.
tohiny
Fanerakerana: (kera) a: Fanasaratsarahana, fandantolantoana, fanamboarana.
tohiny
Fanerakere: (kerakero) a.: Fomba entina manerakera, manasaratsaraka, manamboatra.
tohiny
Fanerana: (ara) a,: Fanelanelanana ataon'ny mpividy sY ny mpivarotra. 1 Fifampiraharahana ataon'ny mpanelanelana…tohiny
Faneranana: (serana) a.: Fandalovana eo anoloan'olona.
tohiny
Fanerohero: (herohero) a.: Fomba entina manerohero, manakorontana. ? p.t.: Azo heroheroina, korontanina.
tohiny