Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fandrangitra: (rangitra) a: Fomba entina mandrangitra. ? p. t.: Azo rangitana. tohiny
Fandrangotana: (rangotra) a.; Fandratrana amin'ny hoho. tohiny
Fandrangotra: (rangotra) a: Fomba entina mandrangotra. 1 p. t.: Azo rangotina: Ny vato tsy fandrangotra tohiny
Fandranitana: (ranitra) a.: Fanaovana izay haharanitra, na izay hahatonga mahery, tohiny
Fandranitra: (ranitra) a.: Fomba entina mandranitra. tohiny
Fandranjo: (ranjo) a.: Fomban' ny parasy mandranjo, mannika amin'ny ranjo. tohiny
Fandranoka: (ranoka) a: Toetran'ny zavatra na olona mandranoka, efa osa izaitsfzy. tohiny
Fandrantirantiana: (rantirantY) a: Fampisehoana ho hita tsara miharihary; fametrahana amin'ny toerana avo ho hita tsara…tohiny
Fandrantiranty: (rantiranty) a: Fomba entina mandrantiranty, mametraka amin'ny toerana avo ho hita tsara. tohiny
Fandranto: (ranto) a: Fomba entina mandranto, mandeha any an-tany lavitra mba hitady vola. tohiny
Fandrantoana: (ranto) a.: Fandehanana manao varotra any an-tany lavitra ny fonenan' ny tena; fandehanana any an-tany…tohiny
Fandrantsana: (rantsana) a.: Fomba entina mandrantsana. tohiny
Fandrantsanana: (rantsana) a: Fanapahana rantsana: Amin' ny uolana jiona no fandrantsanana ny voaloboka. tohiny
Fandrao: ppt. feh.: Teny entina milaza fanahiana na tahotra. ΒΆ M,h.: Sao dia, andrao, angoa: Matahotra aho fandrao…tohiny
fandrao: ppt. feh.: Sao dia, andrao, fandrao. tohiny
Fandraofana: (raoka) a: Fanangonana amin'ny tanana; fipaohana, fifaohana zavatr' olona; famaboana (fananan' olona).…tohiny
Fandraoka: (raoka) a.: Fomba entina mandraoka, manangona be amin'ny tanana. 1 P. t.: Azo raofina. tohiny
Fandraotana: (raotra) a: Fandaminana ny vola amm'ny fihogo na amin'ny fandraotra, tohiny
Fandraotra: (raotra) a.: Fomba entina mandraotra. / Amboaran horona henjankenjana voafehy tsara toy ny kifafa kely…tohiny
Fandrapahana: (rapaka) a.: Fihinanana avy hatrany dia any am-bava. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0184