Litera F
Fizozozozo: (zozozozo) a.: Toetran'ny rivotra mizozozozo, izany hoe mamoaka feo manokana toy ny raha mitsoka amin'ny…tohiny
Fizozozozoana: (zozozozo) a.: Famoahana feo ohatra ny feon'ny rivotra mitsoka amin'ny elakelaky ny hazo na amin'ny…tohiny
Fjjijijijy: (jijijijy) a.: Fomban' ny olona izanY hoe mamindra manao dingana fohy toy ny mandihy; na mita-raina…tohiny
Fo: a.: Taova vongana iray ao anaty tratra havia, azo heverina ho fototry ny aine noho izy mampandeha ny…tohiny
Fo-: Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza habetsahana: Forehitra (rehitra), foretsika (retsika).
tohiny
Foa: t.p.: Enga anie! (fitsofandrano entina mirary: asiana rano tokoa ao anaty vava izay alefa tsikelikely…tohiny
Foaba: a.: Fisafoahana, hatezerana miharo teny miriadriatra, trerona. i t. L f : Mifoaba, fifoaba / fifoabana.…tohiny
Foana: p.t.: 1 Tsy misy na inona na inona ao anatiny, babangoana: Tanàna foana. 2 Tsy misy vidiny; tsy misy…tohiny
Foanana: (foana) mt.ih. (foany): Tsy atao indray: Nofoanana ny fety saika hatao fa nisy sampona, 1 Lazaina ho…tohiny
Foara: (fr. foire) a.: Tsana lehibe ivarotana sy ampisehoana ny vokatry ny. fambolena, fiompiana sy taozavatra…tohiny
Foaraka: a.: Omby novonoina ho sorona mba tsy hisian'ny loza intsony aorian'ny fandevenana ny matY.
tohiny
Fodiana: (ody) a.: Fiverenana any an-tanna na any an-trano onenana: Amin'ny efatra no fodian'ny mpianatra madinika.…tohiny
Fodiavoho: (Btm) a.: Fomban' akanjom-behivavy ohatra ny boritanana fa afody, izany hoe avadika aty aloha ny bokotra.…tohiny
Fodifetsy: a.: Karazam-boronkely mpanao ny akaniny eny amoron-drano toy ny zohy kely manara-morona miakatra (floceus).…tohiny
Fodimainty: a.: Voronkely (nelicurvis tisserius).
tohiny