Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fiporiatana: (poriatra) a.: Fandosirana. tohiny
Fiporiatra: (poriatra) a.: Fomba entina miporiatra, mandositra. tohiny
Fiporiporiana: (poripory) a.: Fahantrana fadiranovana. tohiny
Fiporipory: (poripory) a.: Toetran'ny olona mahantra fadiranovana. tohiny
Fiporitehana: (poritika) a.: Fifantsltsirana, fipariahana, fipitihana hatraiza hatraiza. tohiny
Fiporitika: (poritika) a.: Fomban'ny zavatra miporitika, izany hoe mifantsitsitra, mipariaka, mipitika hatraiza…tohiny
Fiporitsahana: (poritsaka) a.: Fianjeran-javatra avy eny antanana tsy hita akory; fahalasanana midify haingana tsy…tohiny
Fiporitsaka: (poritsaka) a.: Fomban'ny olona miporitsaka, izany hoe mianjera avy eny an-tanana tsy lifta akory, lasa…tohiny
Fiporoatana: (poroatra) a.: Ny fahatondrahana. tohiny
Fiporoatra: (poroatra) a.: Toetran'ny zavatra mihoa-pefy, tohiny
Fipororoatana: (pororoatra) a,: Fihoarana; fahalasanana na fahatongavana manao rodobe. tohiny
Fipororoatra: (pororoatra) o.: Toetran'ny zavatra mipororoatra, izany hoe mihoatra, lasa na tonga manao rodobe. tohiny
Fiposahana: (poraka) a.: Fisehoana, fitrangana: Amin'ny 6 ora ny fiposahan'ny masoandro amin'izao fizaran-taona…tohiny
Fiposaka: (poraka) a.:Fomban' ny zavatra miposaka, mitranga, miseho miharihary. tohiny
Fipotehana: (potika) a.: Fizarazarana kely madinika. tohiny
Fipotika: (potika) a.: Toetran' ny zavatra mipotika, mizarazara kely madinika. tohiny
Fipotikana: (potikana) a.: Fidifiana tsisy mahita; fibolilana, fiporitsahana. tohiny
Fipotrahana: (potraka) a.: Fidinana (saina), firotsahana (ranomaso). tohiny
Fipotraka: (potraka) a.: Fomban'ny zavatra mipotraka, na midina, mirotsaka. tohiny
Fipotsahana: (potaaka) a.: Fivoahana ivelan'ny tranony, fivoahana avy ao amy..., fisehoana avy ao...: Ny fipotsahan'ny…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1163