Litera F
Fiongana: (ongana) a.: Fomba entina miongana, fomban'ny zavatra miongana, izany hoe miaulera ambony ambany.
tohiny
Fionganana: (ongana) a.: Fianjerana ambony ambany, halavoana, fietrena, filetsena: Nampitolagaga ny olono rehetra…tohiny
Fionjinonjenana: (onjina) a.: Fidoladolana am-pamindrana somary miaingitra.
tohiny
Fionjinonjina: (onjina) a.: Fomban'ny olona mionjinonjina, na midoladola somary miaingitra raha mamindra.
tohiny
Fionkenana: (onkina) a.: Fikainkonana, fihoronana, fiforetana, fivonkenana.
tohiny
Fiontanana: (ontana) a.: Fihendratana, fientanana, fahatairam-po tampoka.
tohiny
Fiorana: (otra) a.: Fisafoana miaraka amin'ny fanindriana amin'ny tanna mba hampitsotsotra ny hozatra amin' ny…tohiny
Fiorihana: (orika) o.: Fiakarana any amin'ny toerana iavian' ny rano amin'ny renirano na ny ony (mifanohitra amin'…tohiny
Fiorika: (orika) a.: Fomba entina miorika, izany hoe miakatra any amin'ny toerana iavian'ny rano amin'ny renirano…tohiny