Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Filetaletana: (letaleta) a.: Famindra miledaleda toy ny tsy mahazaka tena, fikonesanesana. tohiny
Filetra: (letra) a.: Fomba entina miletra, izany hoe mihitsoka, mihizina, namihinana be dia be. tohiny
Filetsena: (letsy) a,: Fietrena, filetahana: Nahafaty olona ny filetsen'ny valindrihana. 1 Fileferana noho ny lanjan'…tohiny
Filetsy: (letsy) a.: Fomba na toetran'ny zavatra miletsy, izany hoe mietry, miletaka, na milefitra noho ny lanjan'…tohiny
Filevenana: (levina) a.: Fisitrihana, flafenana; fijanonana ela be amin'izay aleha. tohiny
Filevina: (levina) a,: Fomba na toetran'ny zavatra milevina. tohiny
Filezolezo: (lezolezo) a.: Toetran'ny zavatra na olona malezolezo, na lava mahia. tohiny
Filezolezoana: (lezolezo) a.: Fijoroana malefolefo, milejolejo toy ny hiforitra. tohiny
Filiahana: (liaka) a.: Fimatimatesana, fimaimaizana. tohiny
Filiba: a.: Fomba entina miliba, na manaram-po tanteraka tsy voafehin'inona na inona. tohiny
Filibana: (liba) a.: Fanaranampo tanteraka, fanaovana ny tiana sy ny danin'ny kibo. 1 Fikarenjena, fitiavana lalao…tohiny
Filihana: (ilika) a.: Fitangoronana, fidodododoana, fisisihana. tohiny
Filihirana: (lihitra) a.: Fikikirana, fahamalmaizana hanao zavatra; fanaovana (zavatra) tsy amim-piheverana. tohiny
Filihitra: (lihitra) a.: Fomba entina milihitra, na mikikitra hanao zavatra. tohiny
Filika: (ilika) a.: Fomba fitangorona, fidodododo. tohiny
Fililotra: (lilotra) a.: Fidirana any anatin'ny masonkoditra. tohiny
Filingilingiana: (lingilingy) a.: Fitoerana amfn'ny toerana avo eny an-tendrony. tohiny
Filingilingy: (lingilingy)a.: Toetra na fomban'izay milingilingy, na mitoetra amin'ny toerana avo. tohiny
Filingirana: na Filingitana (lingitra) a.: Fahamaimaizana hanao zavatra noho ny hajejoana, filihirana. tohiny
Filingitra: (lingitra) a.: Toetran'ny olona lingitra, maimay hanao zavatra noho ny ha{ejoana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0903