Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fikotsetsa: (kotsetsa) a.: Fomba entina mipentsompentsona; fipentsompentsona. tohiny
Fikotsetsana: (kotsetsa) a.: Fipentsompentsonana. tohiny
Fikovaviana: (kovavy) a.: Fananana toetra vavivavy. tohiny
Fikovavy: (kovavy) a.: Toetran' ny lehilahy vavivavy fihetsika, fiteny... tohiny
Fikovilavila: (koviiauila) a.: Toetran'ny zavatra mikovilavila, izany hoe miolikolika, tsy mandeha mahitsy fa manketsy…tohiny
Fikovilavilana: (kovilavila) a.: Fiolikolehana, tsy fandehanana mahitsy fa manketsy mankeroa. tohiny
Fikoy: (koy) a,: Fiaiky, figaga. tohiny
Fila: a.: Fomba enti-mila,1 Zavatra ilaina matetika: Zavatra filan'ny mpandrafitra ny tantanana. tohiny
Filadiladiana: (ladilady) a.: Fitadiavana hitsofotsofoka, hisisika. tohiny
Filadilady: (ladilady) a: Fomba entina miladilady, izany hoe mitady hitsofotsofoka, hisisika. tohiny
Filadirana: (laditra) a.: Fanaovana zavatra mitaredretra, miadana, tsy rototra. tohiny
Filaditra: (laditra) a.: Fomban' ny olona miladitra, izany hoe manao zavatra mitaredretra, tsy rototra, tohiny
Filafihana: (lafika) a.: Zavatra atao lafika. ? Fijanonana ela ao amin'olona iray mampiantrano ny tena. 1 Filozohana,…tohiny
Filafika: (lafika) a.: Fomban' ny zavatra milafika, izany hoe misy lafika na fanambaniny ipetrahanY. tohiny
Filafila: a.: Fampitambazana, manaiky dia manda indray, ary toy izany hatrany hatrany toy ny te-hampijaly ilay…tohiny
Filafolafo: (lafolafo) a.: Fomba entina milafolafo, izany hoe mihetsiketsika, mihoalahoala roba hanangoly, hanintona…tohiny
Filafolafoana: (lafolafo) a.: Fihetsiketsehana, fihoalahoalana mba hanangoly, hanintona ny maso. tohiny
Filaharana: (laharana) a.: Fijoroana mitandahatra manaraka tsipika mahitsy. tohiny
Filahatra: (lahatra) a.: Fomba entina milahatra, na mijoro an-kisesy manaraka tsipika mahitsy. tohiny
Filahiana: (lahy) a.: Firafetana ara-batana mampiavaka ny lahy, organa amin'ny tenan' ny olombelona amantarana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0281