Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fihedrahedra: (hedrahedra) a.: Fihetsiketsika,fihevingevina. tohiny
Fihedrahedrana: (hedrahedra) a.: Ffhetsiketsehana, fihevingevenana. tohiny
Fihefahefa: (hefahefa) a,: Fihetsiketsika, filrofahofa. tohiny
Fihefahefana: (hefahefa) a,: Fihetsiketsehana, fihofahofana. tohiny
Fihefakefahana: (hefakefaka) a.: Fiendahana amin'ny ilany iray. tohiny
Fihefakefaka: (hefakefaka) a.: Toetran'ny zavatra mihefakefaka, miendaka. tohiny
Fihehezana: (hehy) a.: Fanelezana: Ny fihehezan'ny fako no nampahaloto ny tokotany. ~ Fihohazana ary fanelezana…tohiny
Fihehy: (hehy) a.: Fomba entina mihehy na manely, manaparitaka amin'ny tongotra. ? p.t.: Azo hehezina; izay…tohiny
Fiheja: (heja) a,: Toetran'ny olona jenitra, mitihintihina, tohiny
Fihejana: (heja) a.: Fitihintihinana. tohiny
Fihelenana: (helina) a.: Fandalovana vetivety, fisehoana kely dia lasa: Tsy ampy toy inona ny fihelenan'ny fety,…tohiny
Fihelina: (helina) a.: Fomban' ny zavatra mihelina, fomba andalovana vetivety: Tsy maharitra indroa andro ny fihelindRasoa…tohiny
Fihelohelo: (helohelo) a.: Fandalo, fiserana toa ao anatin' ny haizina. tohiny
Fiheloheloana: (helohelo) a.: Fiserantseranana avy eo ambonyloha. tohiny
Fihemba: a.; Tapa-damba atao fehiloha na akopakopaka entin'ny mpitahiry sampy rehefa manandratra ny sampiny.…tohiny
Fihembitra: (hembitra) a.: Fiantsambotra. tohiny
Fihemorana: (hemotra) a.: Fitambotsorana, fanaovana dia mianotra: Efa nampoizina ny fihemoran'ny tafika teo anoloan'ireo…tohiny
Fihemotra: (hemotra) a.: Foinba entina mihemotra, fomba ihenana. tohiny
Fihena: (hena) a,: Fomban'ny zavatra mihena, mihakely. tohiny
Fihenahena: (henahena) a.: Toetran'ny olona mihenahena, na midongy, mitokona. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0581