Litera F
Fifaliana: (faly) a.: Firavoana: Androm-pifaliona • Zavatra mahafaly: Fifaliana ho ahy ny mandray anao ato an-tokantronoko.…tohiny
Fifamofoana: (fofo) a.: Fangatahan'ny zazalahy iray zazavavy amin'ny ray aman-dreniny ho vadiny araks nY fombafomba…tohiny
Fifamotahana: (fotaka) a.: Fifangaroana, ady mifanjevo.
tohiny
Fifanana: (fana) a.: Fikobonana manao mafana tsars raha vao avy niteraka mba tsy hosovohan'ny hatsiaka.
tohiny
Fifanantsafana: (antsafa) a.: Resadresaka mialoha ny tena votoatin-dresaka ifanontaniana ny toe-pahasalamana.
tohiny
Fifanaretsahana: (karetsaka) a,: Fivezivezena toa mifanenjika: Mahavariana ny fifanaretsahan'ny fiarakodia amin' ny tanàn-dehibe,…tohiny
Fifanaretsaka: (karetsaka) a,: Toetra na fomban'ny zavatra na olona mifanaretsaka, izany hoe mivezivezy ary toa mifanena…tohiny
Fifandafarana: (lafatra) a.: Fiadiana vava.
tohiny
Fifandirana: (fanditra) a.: Fiadiana vava, fifamaliana, fifanjihirana,
tohiny
Fifandrotana: (fandrotra) a.: Fifatorana singory.
tohiny
Fifandrotehana: (rotika) a.: Fifandrovitana, fifanaovana hotohoto.
tohiny
Fifandrotika: (rotika) a.: Fomba entina mifandrotika, mifandrovitra, mifanao hotohoto.
tohiny
Fifanekena: (aiky, eky) a.: Fifanarahana ataon'olona roa tonta momba ny zavatra iray ka samy manana andraildtra…tohiny
Fifanenana: (tsena) o.: Fifanojoan'olona roa na maro mihaona amin'ny toerana iray, fihaonana.
tohiny
Fifaninana: (inana) a: Fomba entina mifaninana, miady izay hahazo voalohany na hahavita tsara.
tohiny
Fifaninanana: (inana) a.: Fiezahan'olona maro miady izay hahazo voalohany na hahavita tsars.
tohiny
Fifanjanana: (fanjàna) a.: Fifanilahana asa na adidy iray.
tohiny
Fifanjihirana: (fanjihitra) a.: Fifandirana sy fifamaliana.
tohiny