Litera F
Fiandrianana: (andriana) a.: Toetra maha-andriana; voninahitra, fahamboniana, fiamboniana: Tandrovy lalandaua ny fiandriananao.…tohiny
Fiandrilavenombazaha: a.: Karazana fiandrilavenona (Althoea officinalis).
tohiny
Fiandrilavenona: o.: Karazamboninkazo volomparasy (Malva).
tohiny
Fiandrinaina: a.: Karazan-kankana mivelona ao amin'ny tsinain'ny olona; araka ny finoan'ny teo aloha, dia mivoaka,…tohiny
Fiandrivavala: a.: Anaran-kazo.
tohiny
Fiandrivoditatatra: a.: Karazam-bano fahita eny amin' ny vody tatatra rehetra eny (Ardea comata).
tohiny
Fiangonana: (angona) a.: Trano fivavahana ivorian'ny kristianina mba hanaovana fombam-pivavahana isan-karazany:…tohiny
Fianianana: (aniana) a.: Filazana am-pahibemaso fa hilaza ny marina, hanao izao na tsy hanao izao.
tohiny
Fianjerana: (zera) a.: Fahapotrahana.
tohiny
Fiantafihana: (tafika) a.: Fandehanana any an'ady.
tohiny
Fiantafika: (tafika) o,: Fomba entina miantafika.
tohiny
Fiantombenana: (tombina) a.: Fianjerana mivaroraka eo am-pitoerana.
tohiny
Fiantombina: (tombina) a,: Toetran'ny olona miantombina.
tohiny
Fiantombohana: (tomboka) a,: Fiandohàna.
tohiny
Fiantomboka: (tomboka) a.: Fomba na toetran'ny zavatra miantomboka, miandoha.
tohiny
Fiantorahana: (toraka) a.: Fiantsampazana eny amin'olonkafa.
tohiny
Fiantoraka: (toraka) a,: Fomba entina miantoraka, miantsampy eny amin'ny hafa.
tohiny