Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanosona: (sosona) a.: Fomba entina manosona, na manlsy sosona. ~ p.t.: Izay azo sosonana. tohiny
Fanosonana: (sosono) a,: Fanasiana sosona. tohiny
Fanosorana: (hosotra) a,: Fantavonana na fandalorana amin'ny menaka, loko... fanamasinana, fametrahana na fanokanana…tohiny
Fanosotra: (hosotra) a.: Fomba enti-manosotra. ~ p. t.: Azo hosorana. tohiny
Fanosy: (hosy) a.: Fomba entimanosy. ~ p.t.: Azo hosena: Tsy mbola fanosy ity tanimbary tohiny
Fanota: (ota) a.: Fomba entina manota, tohiny
Fanota: na Fanotany (ota) a.: Tsinin-javatra kely mahatonga ny tenany manontolo ho ratsy. tohiny
Fanotana: (ota) a: Fanaovana hadisoana, fandikana didy na fitsipika. tohiny
Fanotazana: (oty) a: Fampisaraha-nono. tohiny
Fanotikotehana: (kotikotika) a.: Famotipotehana, fitambolimbolenana, fitangolikolehana. tohiny
Fanotikotika: (kotikotika) a.: Fitambolimbolina, fitangolfngolika: Tsy laitrako izany fanotikotiky ny kiboko. ~p,…tohiny
Fanotina: (otina) a: Fomba entina manotina, na manozongozona (hazo), tohiny
Fanotinana: (otina) a.: Fanozongozonana, fanetsiketsehana (hazo). tohiny
Fanoto: (toto) a.: Fomba entina manoto: Ny fanoton'ny omby. ? Fitaovan entina mamotfpotika zavatra na mikosika…tohiny
Fanotoana: (toto) a: Fisoiran' ny omby (na biby hafa) amin'ny tandrony. tohiny
Fanotohoto: (hotohoto) a: Fomba entina mandrovitra. 1 p.t.: Fandrovitra, fandrotika. tohiny
Fanotohotoana: (hotohoto) a.: Fandrovitana, fandrotidrotehana. tohiny
Fanotorana: (tototra) a.: Famenoana tany lavaka iray. tohiny
Fanotórana: (totótra) a.: Fane-. tsiketsehana ny foly mba hampitovy tantana azy tsy misy madilana. tohiny
Fanototra: (tototra) a.: Fomba entina manototra, izany hoe mameno tany lavaka; mandelika. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0365