Litera F
Fitaina: (taina) a.: Fomba entina mitaina, izany hoe mandrehitra, mampiasa ho kitay. 1 p.t.: Azo ataina, ampiasaina…tohiny
Fitainana: (taina) a.: Fandrehetana, fampiasana ho kitay: Manetroka izaitsizy ny fitainana bozaka.
tohiny
Fitaingenana: (taingina) a.: Fiakarana na fipetrahana eny ambony zavatra: Noraran'i dada ny fitaingenana eny ambony…tohiny
Fitaingina: (taingina) a.: Fomba entina mitaingina, miakatra na mipetraka eo ambony zavatra. / p, t.: Azo taingenana,…tohiny
Fitaingo: (taingo) a.: Fomba entina mitaingo na manapaka ny lafngon-javamaniry. 1 p. t.: Azo taingosana.
tohiny
Fitaingosana: (taingo) a.: Fanapahana ny laingon-javamaniry.
tohiny
Fitaintainana: (taintaina) tebitebena amin'izay ho avy fa toa hisy loza ho tonga ilrany: Tay hita holazaina ny fitaintainanay…tohiny
Fitaitaizana: (taitay) a.: Fahamaikana, fahadodonana: Loza ny fitaitaizanay handre ny valim-panadinana.
tohiny
Fitaiza: (taiza) a.: Fomba entina mitaiza na mikarakara mba hanasoa sy mba hahaolom-banona: Tsara fitaiza ny…tohiny
Fitaizana: (taiza) a.: Fikarakarana izay hahasoa sy fanaovana izay haha-olom-banona: Mazàna arakaraka ny fitaizana…tohiny
Fitaka: a.: Teny na zavatra toa marina nefa diso entina hanambakana: Tsy misy fitaka izany lazaiko anao izany…tohiny
Fitakarina: (takarina) a.: Fomba entina mitakarin na mandeha miresaka na mihinana any an-tranon'olona,
tohiny
Fitakarinana: (takarina)a: Fandehanana hiresaka nahihinna any an-tranon' olona.
tohiny
Fitakatsihana: (takatsika) a.: Firaisan-tetika mba hamitaka.
tohiny
Fitakatsika: (takatsika) a.: Fomba entina mitakatsika na miray tetika mba hamitaka.
tohiny
Fitakemorana: (takemotra) a.: Fihemorana, fiverenan-dalana noho ny henatra na tahotra: Tsy mendrika ny olona manan-kerimpo…tohiny
Fitakemotra: (takemotra) a.: Fomba entina mitakemotra, mihemotra miverin-dalana noho ny henatra na tahotra.
tohiny
Fitakiana: (taky) a.: Fakana amin'ny fomba hentitra amin' olona ny zavatry ny tena any aminy (na vola notrosainy…tohiny
Fitakibohana: (takiboka) a.: Fizihirana, fihandronana.
tohiny