Litera F
Fitafoforana: (tafofotra) a.: Fitsofan'ny rivotra mafy.
tohiny
Fitafofotra: (tafofotra) a.: Toetran'ny rivotra mitafofotra na mitsoka mafy: Amin' ny rioo-doza, ny fitafofotry ny…tohiny
Fitafotafo: (tafotafo) a.: Toetran'ny zavatra feno hatramin'ny morony, safononoka.
tohiny
Fitafy: (tafy) a.: Fomba entina mitafy, izany hoe manisy lamba manarona ny tena: Somary agoragora no fitafin'…tohiny
Fitahana: (taha) a.: Fifaninanana, fisehoana milahatra hahitana izay tsars: Heverinao moa fa matahotra ny fitahana…tohiny
Fitahiana: (tahy) a,: Fanampiana, fitsimbinana: Sitrana ihany izy noho ny fitahian' Andriamanitra.
tohiny
Fitahina: (fitaka) mt.ih, (fitaho): Laingaina, ilazana tsy marina: Nofitahin'ialahy a-ho fa hay tsy tonga akory…tohiny
Fitahontahona: (tahontahona) a.: Fomban'ny olona mitahontahona, na midrahodraho, mitaraikiraiky.
tohiny
Fitahontahonana: na Fitahontahona (tahontahona) a.: Fitavozavozana, fidrahodrahoana, tsy fahakingana, fitaraikfraikena:…tohiny
Fitaika: (taika) a.: Toetran'ny zavatra mitaika na mipatraka, milatsaka mahalankalana: Ny fitaikan'ny patrakala.…tohiny
Fitaikataika: (taikataika) a.: Fomban'ny olona mitaikataika, na ratsy famindra manainga ny sandry sy ny tongotra rehefa…tohiny
Fitaikataikana: (taikataika) a: Famindrana somary mitsamboamboatra, ny tanna sy ny tongotra afngaina toa akipilipily.…tohiny
Fitaikotaiko: (taikotaiko) a.: Fomban'ny olona mitaikotaiko, izany hoe mamindra mitsiparaka na somary mievotrevotra…tohiny
Fitaikotaikoana: (taikotaiko) a.: Famindrana mitsiparaka na somary mievotrevotra noho ny hakevohana.
tohiny
Fitailanana: (tailana) a.: Fahavilànana.
tohiny