Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Firamaramana: (ramarama) a.: Fahatongavana misosososo; fihaingoana fatratra. tohiny
Firamatana: (ramatra) a.: Fihaingoana fatratra. tohiny
Firamatra: (ramatra) a.: Fomba entina miramatra, mihaingo aoka izany. tohiny
Firambana: a.: Karazan-lavamaniry any anaty rano. tohiny
Firambo: (rambo) a.: Toetran' ny zavatra mirambo, ilay rambo. tohiny
Firamboana: (rambo) a.: Fisiana rambo na tovana mirefarefa amin'ny lamba fitafiana. tohiny
Firambotra: a.: Vy na hazo atsatoka amin'ny tany hanenlana sy hitana lay. tohiny
Firamondramona: (ramondramona) a.: Fomba entina miramondramona, mitsako eo am-pingonongononana. tohiny
Firamondramonana: (ramondramona) a.: Fitsakoana eo am-pingonongononana. tohiny
Firana: ft, niavian'ny Mafirana: Tsara bika, mitsoroaka. tohiny
Firana: (f itra) mt. ih. (firo):Fafana, esorina amin'ny vorodamba, taratasy.., ny diky: Firo io zozo / Tokony…tohiny
Firandrana: (mndrana) a,: Fomba entina mirandrana. tohiny
Firandranana: (randrana) a.: Fanarahana ny fomban-drandrana. tohiny
Firanga: (ranga) a.: Toetran' ny zavatra (sofina, maso...) miranga, izany hoe mitsangana noho ny fahatairana.…tohiny
Firangana: (ranga) a.: Fitsanganana (sofina, maso...) noho ny fahatairana. tohiny
Firangitana: (rangitra) a.: Ny mason'ny zava-maranitra mitsilotsilo. tohiny
Firangitra: (rangitra) a.: Toetran'ny zavatra mirangitra, mitsilotsilo. tohiny
Firangorango: (rangorango) a.: Toetran'ny olona lava mahia; fomba entina mirangorango. tohiny
Firangorangoana: (rangorango) a.: Fihinanana tsy miatoato amim-pahalianana tanteraka. tohiny
Firanirany: (ranirany) a.: Toetran'ny zavatra miranirany. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0917