Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Filefana: Filefasana (lefa) a.: Fandosirana, firiatana, firidanana. tohiny
Fileferana: (lefitra) a.: Fiforetana. tohiny
Filefitra-: (lefitra) a.: Fomba na toetran'ny zavatra milefitra, na miforitra, tohiny
Filefolefo: (lefolefo) a.: Toetran'ny zavatra milefolefo, izany hoe tay henjana fa malefaka nefa tsy tapaka. tohiny
Filefolefoana: (lefolefo) a.: Fileferana, fiforetana. tohiny
Filejolejo: (lejolejo) a.: Toetran' ny zavatra malefolefo, tsy henjana mihinjitra fa milefotra. tohiny
Filejolejoana: (lejolejo) a.: Fiforetana. tohiny
Filelafana: (lelaka) a.: Fampandalovana ny lela eo ambony zavatra. 1 Fandokadokafana fatratra tsy mendrika mba hahazoan-taitraka.…tohiny
Filelaka: (lelaka) a.: Fomba entina milelaka. 1 P.t.: Azo lelafina. tohiny
Filelalela: (lelalela) a.: Fomba entina milelalela, izany hoe miantaoantso mafy: Mankarenin-tsofina ny filelalelan'ireo…tohiny
Filelalelana: (lelalela) a.: Famoahana lelafo miredareda; fikiakiavana mafy miantso na mihira; fahamaimaizan' ambavafo…tohiny
Filembolembo: (lembolembo) a.: Fisalebolebo, filebolebo, faivivy, faloiloy. tohiny
Filendalenda: (lendalenda) a.: Fomba entina milendalenda. izany hoe maniry mafy hihinana. tohiny
Filendalendana: (lendalenda) a.: Faniriana mafy, fihoalahoalana te hihinana, ta hahazo. tohiny
Fileovana: (lao) a.: Fitambarain-paritany eo ambany fizakana na fifehezana iray na koa fitambaran'olona na foko…tohiny
Filepahana: (lepaka) a.: Fiforetana ao ambany, fivarorahana, fandringana. tohiny
Filepaka: (lepaka) a.: Toetran' ny zavatra na olona milepaka, izany hoe mandringa somary miketraka, na mivaroraka.…tohiny
Filerana: (lerana) a.: Fihizinana, fihitsohana, fisesehana: Tsy afaka mivoha ny oaraoarana noho ny fileran'ny…tohiny
Filesy: (fr, flèche) a,: Fitaovana ampiasaina hitorahana ny vorona hazaina indrindra, ka toy izao ny toetoetrany…tohiny
Filetaleta: (letaleta) a.: Fomba famindra miledaleda, na mamindra miledaleda ohatra ny tay mahazaka tena. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0286