Litera F
Filanonana: (lanonana) a.: Toerana malalaka na kianja anaovana dihy aman-kilalao amin' ny andro firavoravoana. tohiny
Filantoana: (lanto) a.: Filaminana, firindrana.
tohiny
Filantsihana: (lantsika) a.: Fiforetana mankany ivoho, fitondrotan'ny eo anoloana.
tohiny
Filantsika: (lantsika) a.: Toetran'ny olona na zavatra milantsika, izany hoe miforitra mankany ivoho, na mitondrotra…tohiny
Filasiana: (lasy) a.: Fitobiana, fandriana an-tsaha: Naharitra herinanadro ny filasian'ny miaramila tao Ananona.…tohiny
Filasy: (angl.-am. flash) a.: Tselatra hazavana amin'ny fakantsary ahafahana maka sary miaraka amin'izay.
tohiny
Filatro: a.: Angentsan-kira ataon'ny mpihira sy mpitendry zavamaneno: Be filatro koa Rangahy io rehefa mitendry…tohiny
Filatsahana: (latsaka) a.: Fianjerana, firotsahana: Amin 'ny filatsahan'ny orana, uelombolo ny zavamaniry. 1 Fidinana:…tohiny
Filatsaka: (latsaka) a.: Fomba na toetran'ny zavatra milatsaka, izany hoe mianjera na midina na mirotsaka.
tohiny
Filazana: (laza) a.: Fampahalalana: Filazana tamin'ny gazety no nahafantarako izany. 1 Fanambarana: Manao izao…tohiny
Filazantsara: a.: Anaran-kafa ilazana ny Evanjely na Evanjily, ny Vaovao mahafaly.
tohiny