Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Filaikolaiko: (laikolaiko) a.: Fomba entina milaikolaiko, na mamindra milanto somary miangentsana. tohiny
Filaikolaikoana: (laikolaiko) a.: Famindrana milanto somary miangentsana, ary saika jejojejo mihitsy aza. tohiny
Filaingo: (laingo) a.: Fomba f anentenana laingo ny nify. tohiny
Filaingoana: (laingo) a.: Farnetahana ravin-daingo amin'ny nify mba hamotsiana azy, tohiny
Filamahana: (lamaka) a.: Fandriana midaboka amin'ny tany, fiamparana. tohiny
Filamaka: (lamaka) a.: Toetra na fomban'ny zavatra milamaka. tohiny
Filamatra: a.: Hazo mahitsy lehibe fitsapan'ny mpandmfitra sy ny mpandatsa-biriky ny fitovian-tantana. ? H.o,:…tohiny
Filambotra: a.: Sotro lehibe. ~ Karazana vano. tohiny
Filamina: a.: Fomba na toetran' ny zavatra milamina, na milanto sy mirindratsara. tohiny
Filaminana: (lamina) a.: Fipetrahan'ny zavatra tsars eo amin'ny anjara toerany avy: Ny filaminan'ny fanaka ao an-trano.…tohiny
Filamparana: (lampatra) a.: Fanatsorana ny tongotra amantanana raha mandry. tohiny
Filampatra: (lampatra) o.: Fomba entina milampatra, na manatsotra ny tongotra amantanana raha mandry. tohiny
Filan-kevitra: a.: Fikambanan' olona vitsivitsy miara-mihevi-draharaha sy manapaka izay hatao: Filan-keoi-bahoaka.…tohiny
Filana: (ila) a.: Faniriana: Filan'ny vatan'ny ankizy mihetsiketsika no mahatonga azy ho tia ialao, ~ Fanirian'ny…tohiny
Filanelina: (fr. flanelle) a.: Karazan-damba volonondry na landihazo maivamaivana ne-fa mafana. tohiny
Filangalanga: (langalanga) a,: Toetran'ny zavatra na olona milangalanga, izany hoe miteronterona amin'ny toerana avo,…tohiny
Filangalangana: (langalanga) a.: Fijoroana avo be, fijoroahana; fiteronteronana, firingiringiana; fiavonavonana, fianjonanjonana.…tohiny
Filanja: (lanja) a.: Fomba entina milanja. 1 p.t.: Azo lanjaina. tohiny
Filanjana: (lanja) a.: Asa atao rehefa milanja, izany hoe mi-tondra ambony soroka: Toy izao no filanjana ny entana…tohiny
Filanjana: (lanja) a.: Zavatra voavoatra atao fitondrana olona lanjain'ny olona efadahy. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0422