Litera F
Fikotsetsa: (kotsetsa) a.: Fomba entina mipentsompentsona; fipentsompentsona.
tohiny
Fikotsetsana: (kotsetsa) a.: Fipentsompentsonana.
tohiny
Fikovaviana: (kovavy) a.: Fananana toetra vavivavy.
tohiny
Fikovilavila: (koviiauila) a.: Toetran'ny zavatra mikovilavila, izany hoe miolikolika, tsy mandeha mahitsy fa manketsy…tohiny
Fikovilavilana: (kovilavila) a.: Fiolikolehana, tsy fandehanana mahitsy fa manketsy mankeroa.
tohiny
Fila: a.: Fomba enti-mila,1 Zavatra ilaina matetika: Zavatra filan'ny mpandrafitra ny tantanana.
tohiny
Filadiladiana: (ladilady) a.: Fitadiavana hitsofotsofoka, hisisika.
tohiny
Filadilady: (ladilady) a: Fomba entina miladilady, izany hoe mitady hitsofotsofoka, hisisika.
tohiny
Filadirana: (laditra) a.: Fanaovana zavatra mitaredretra, miadana, tsy rototra.
tohiny
Filaditra: (laditra) a.: Fomban' ny olona miladitra, izany hoe manao zavatra mitaredretra, tsy rototra,
tohiny
Filafihana: (lafika) a.: Zavatra atao lafika. ? Fijanonana ela ao amin'olona iray mampiantrano ny tena. 1 Filozohana,…tohiny
Filafika: (lafika) a.: Fomban' ny zavatra milafika, izany hoe misy lafika na fanambaniny ipetrahanY.
tohiny
Filafila: a.: Fampitambazana, manaiky dia manda indray, ary toy izany hatrany hatrany toy ny te-hampijaly ilay…tohiny
Filafolafo: (lafolafo) a.: Fomba entina milafolafo, izany hoe mihetsiketsika, mihoalahoala roba hanangoly, hanintona…tohiny
Filafolafoana: (lafolafo) a.: Fihetsiketsehana, fihoalahoalana mba hanangoly, hanintona ny maso.
tohiny
Filaharana: (laharana) a.: Fijoroana mitandahatra manaraka tsipika mahitsy.
tohiny