Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fikororohana: (kororoka) a.: Fanalana ny vary amin'ny fako na bozaka miaraka aminy. ~ Fanaratsiana mihoapampana: Aiza…tohiny
Fikororoka: (kororoka) a.: Fomba entina mikororoka, izany hoe manala ny vary amin'ny fako na bozaka miaraka aminy.…tohiny
Fikororosiana: (kororosy) a.: Fidinana mitambotsotra, izany hoe fikorotsahana fotsiny hatrany; fikodingidingiana, fivarimbarinana.…tohiny
Fikororosy: (kororosy) a.: Fomba entina mikororosy, na midina mitambotsotra, mikorotsaka fotsiny hatrany. tohiny
Fikorosiana: (korosy) a.: Fisosana na fikorotsahana amin' ny ilany ilrany. tohiny
Fikorosy: (korosy) a.: Mitovy amin'ny Fikororosy ihany. tohiny
Fikorotehana: (korotika) a. : Faharovitana, fahasimbana, fisavorovoroana. tohiny
Fikorotika: (korotika) a.: Toetra na fomban'ny zavatra mikorotika, izany hoe simba, rovitra: Fikorotiky ny fihauanana.…tohiny
Fikorotsahana: (korotsaka) a,: Fidinana, fitambotsorana tsy satry avy ambony. tohiny
Fikorotsaka: (korotsaka) a.: Fomban'ny zavatra mikorotsaka, na midina, mitambotsotra tsy satry avy ambon. tohiny
Fikosehana: (kosika) a: Famaohana zavatra mba hialan' ny loto, fandilorana. tohiny
Fikosenana: (kosina) a.: Fihosenana, fiforetahana; fiarahana matetika amin'ny fatritran' olona. tohiny
Fikosesena: (kosesy) a.: Firotorotoana, fikorododoana. tohiny
Fikosesy: (kosesy) a.: Toetran' ny zavatra mikosesy, na mirotoroto, mikorododo. tohiny
Fikosika: (kosika) a.: Fomba entina mikosika, na mamaoka zavatra mba hialan'ny loto, mandilotra. tohiny
Fikosina: (kosina) a,: Fomba entina mikosina, izany hoe mihosina, miforetaka amy... tohiny
Fikosohana: (kosoka) a,: Fikasohana mafy hialan'ny loto. tohiny
Fikosoka: (kosoka) a.: Fomba entina mikosoka, na mikasoka mafy mba hialan'ny loto. ? p.t.: Azo kosohina. tohiny
Fikotana: (kotana) a.: Fomba entina mikotana na mitabataba, tsy mifanaraka. tohiny
Fikotanana: (kotana) a.: Fitabatabana, tsy fifanarahana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1544