Litera F
Fikoranana: (korana) ci.: Firesahana falifaly ifanaovan'ny iray tam-po na ny mpisakaiza.
tohiny
Fikorandendena: (korandendy) a.: Fisafotofotoana tsy misY filaminany, fahalotoana.
tohiny
Fikorandendy: (korandendy) a.: Toetran'ny olona mikorandendy, misafotofoto tsy misy filaminana.
tohiny
Fikorapahana: (korapaka) ci.: Fahamaikana, firotorotoana, fivarinana, fianjerana.
tohiny
Fikorapaka: (korapaka) a.: Fomba entina mikorapaka, izany hoe manao fihetsfka mirotoroto tsy voahevitra.
tohiny
Fikoraraihana: (koraraika) a.: Fanaovana feo mikoraraika.
tohiny
Fikoraraika: a.: Feon'ny akohovavy mikotrika.
tohiny
Fikoretehana: (koretika) a.: Fikorontanana, fisafotofotoana, fisavorovoroana. 4> Fanaovana rango-tsaka, 1 Fiboredehana.…tohiny
Fikoretika: (koretika) a: Toetran'ny zavatra na olona mikoretika, na mikorontana, misafotofoto, misavorovoro.
tohiny
Fikoretsehana: (koretrika) a.: Fihahohahoana.
tohiny
Fikoretsika: (koretsika) a.: Fihahohaho.
tohiny
Fikoriana: (koriana) a.: Fomba na toetran'ny zavatra mikoriana na mandeha midina moramora, misosa ho azy.
tohiny
Fikorianana: (koriana) o.: Fandehanan'ny rano midina moramora, fandehanana tsara, fisosana ho azy; fitenenana misononoka…tohiny
Fikorintsana: (korintrana) a.: Toetran'ny zavatra mikorintsana na mamoaka feo mafy mikitrana.
tohiny
Fikorintsanana: (korintsana) a.: Famoahan'ny voan-javatra maina ao anaty akorany feo mikitrana.
tohiny
Fikorirarira: (korira) a.: Fomba entina mikorirarira, izany hoe mandany andro amin'ny vazivazy sy ny hatsikana.
tohiny
Fikorirarirana: (korira) a.: Fisangisangiana, fanaovana kivazivazy, fandaniana andro amin'ny fanaovana kivazivazy sy…tohiny
Fikorisa: (korisa) a.: Fomba entina mikorisa, na fomban' ny zavatra mikorisa, izany hoe mikisaka midina ka mikororosy…tohiny
Fikorisana: (korisa) a.; Fibolisarana, fikisahana midina ka mikororosy fa tsy mivadibadika.
tohiny