Litera F
Fikabariana: (kabary) a.: Fanaovana lahateny ampahibemaso; filazana lalàna na didy ampahibemaso. 1 Fibedibedena:…tohiny
Fikabedena: na Fikabedesana (kabedy) a.: Fitenenana dridralava mananatra na manakiana.
tohiny
Fikabedy: (kabedy) a.: Fomba entina mikabedy, izany hoe miteny dridralava mananatra na manakiana.
tohiny
Fikaforoana: (kaforo) a.: Fahantrana; tsy fahalalana menatra.
tohiny
Fikahankahana: (kahankahana) a.: Fomba entina mikahankahana, izany hoe miantso amim-peo mimonomonona na manda an'avona.…tohiny
Fikahankahanana: (kahankahana) a.: Fiantsoana amim-peo mimonomonona; fandavana an'avona, fanesoana.
tohiny
Fikahonkahona: (kahonkahona) a.: Fomban'ny olona mikahonkahona, izany hoe mitomany lavareny.
tohiny
Fikahonkahonana: (kahonkahona) a.: Fitomaniana lavareny; finaonaonana (saka).
tohiny
Fikaikaihana: (kaika) a.: Fitomaniana, fitolokoana; fimonomonoana.
tohiny
Fikaikaika: (kaika) a.: Fomba entina mikaikaika, na mijafajafa.
tohiny
Fikainkona: (kainkona) a.: Fifintina, fiketrona.
tohiny
Fikainkonana: (kainkona) a.: Flfintinana, fiketronana, fivonkonana.
tohiny
Fikajakaja: (kajakaja) a.: Fomba entina mikajakaja, na mikarakara, manolokolo,
tohiny
Fikajakajana: (kajakaja) a.: Fikarakarana, fanolokoloana, famboarana, fitandremana: Ny fikajakajanareo ny biby sy…tohiny