Litera F
Fihotroana: (hotro) a.: Fikaramana.
tohiny
Fihotsahana: (hotsaka) a.: Fianjerana, firodanana noho ny fahavontosan-drano: Ndeha jereo, ry Ikoto, izany fihotsahan'ny…tohiny
Fihotsoboly: (Ski) a,: Karazam-biby tahaka ny bibilava saingy fohy ary mahery misitrika ao anaty fasika.
tohiny
Fihovotrovotan: (hovotrouotra) a.: Fihozongozonana, fihontsonkontsonan'ny tena manontolo mangovitra.
tohiny
Fihovotrovotra: (houotrovotra) a,: Fihozongozona, fihontsonkontsona.
tohiny
Fihozangozana: (hozangozana) a.: Toetran'ny olona reraka, trotraka, ka manano sarotra aoka izany raha mipetraka na…tohiny
Fihozangozanana: (hozangozano) a.: Fahaxerahana, fahatrotrahana miseho amin'ny fihetsiky ny tena manontolo izay manano…tohiny
Fihozohozo: Fangozohozo (hozohozo) a.: Toetran'ny olona mangozohozo, izany hoe mangovingovitra noho ny harerahana…tohiny
Fihozohozoana: Fangozohozoana (hozohozo) a.: Fahosana, faharerahana mampangovingovitra ny tena ka tsy ahafahana mihetsika…tohiny
Fihozongozona: (hozongozona) a.: Toetran'ny zavatra mihozongozona, izany hoe mihetsiketsika miverimberina noho izy…tohiny
Fihozongozonana: (hozongozona) a,: Fihetsiketsehana, fihevingevenana miverimberina.
tohiny
Fijabajaba: (jaba) a.: Fomba entina mandeha kitoatoa sy mitsapatsapa ao anatin'ny maizina, fitsapatsapa, fitsofoka…tohiny
Fijabajabana: (jaba) a,: Fandehanana kitoatoa sy mitsapatsapa ao anatin'ny maizina.
tohiny
Fijadinana: (jadina) a.: Fitokantokanana, havitsian-teny.
tohiny
Fijafajafa: (jafa, jafajafa) a,: Fomban'ny olona mijafa,iafa, mikaikaika; fitomany nrafy: Tsy te handre ny f(iafajafan'…tohiny