Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fihetra: (hetra) a.: Fomba fitondrana fehikibo. tohiny
Fihetrahetra: (hetrahetra) a.: Firehareha, fieboebo, fiedikedika, tohiny
Fihetrahetrana: (hetrahetra) a.: Fireharehana, fieboeboana, fiedikedehana. tohiny
Fihetraketrahana: (hetraketroka) a.: Fireharehana; filana ady; fanimbana zavatr'olona; fisetrasetrana. tohiny
Fihetraketraka: (hetraketraka) a.: Fomba entina mirehareha, mila ady, manimba zavatr'olona, misetrasetra. tohiny
Fihetrana: (hetra) a.: Fitondrana fehikibo. tohiny
Fihetsehana: (hetsika) a.: Fihevingevenan'ny loha, vatana, tanana: Manao fihetsehana mampihomehy Isambilo, ~ Paika,…tohiny
Fihetsika: (hetsika) a.: Fomba fandeha: Mihodinkodina amin'ny tenany ihany no fihetsiky ny tany. ? Fanao: Tsy azoazoko…tohiny
Fihetsiketsehana: (hetsiketsika) a,: Fivorivoriana ataon'olona manan-javatra angatahina na takina amin'ny fanjakana: Nanao…tohiny
Fihetsiketsika: (hetsiketsika) a,: Fomba entina mihetsiketsika, fikofokofohana. tohiny
Fihety: (hety) a.: Fomba entina mitapa-bolo: Fiheti-na tovolahy izao ka tsy tiako, izaho efa dimampolo taona…tohiny
Fihevaheva: (hevaheua) a.: Toetran'ny zavatra mihevaheva, mihantona, mücirazorazo, tohiny
Fihevahevana: (hevaheva) a.: Fikirazorazoana. tohiny
Fiheverana: (hevitra) a.: Fisaintsainana: Ny fiheverana ny fiainana matetika mahatonga ho hendry. ~ Fandinihana,…tohiny
Fihevihevezana: (hevihevy) a.: Fikivilivilizana. tohiny
Fihevihevy: (hevihevy) a.: Toetran'ny zavatra mihevihevy, mikivihvily. tohiny
Fihevitra: (hevitra) a.: Fomba fahazoana, fandraisana: Manao ahoana no fihevitrao ity raharaha id? tohiny
Fihevo: (hevo) a.: Fomba entimilrevo. ? p, t.: Azo hevoina: Efa fiheoo izao ny tanimboly. tohiny
Fihevoana: (havai) a.: Fanapoipoirana ny tany azur anatY voly mba tsy ho rendrika. tohiny
Fihezaheza: (hezaheza) a.: Fomba entina mihezaheza, na mijoro, mitsangana misalasaia tsy mandroso tsy mihemotra.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0256