Litera F
Fihavihavy: (havihavy) a.: Fihantona.
tohiny
Fihavingavina: (havingavina) a.: Tay firaharahana, tsy firaikana.
tohiny
Fihavingavinana: (havingavina) a.: Fanaovana asa kitoatoa, mosalahy.
tohiny
Fihaza: (haza) a.: Fomba entimihaza: Toy izao no fihaza lambo: manao longoa mitoto-bozaka. ~ p.t.: Azo hazaina:…tohiny
Fihazakazahana: (hazakazaka) a.: Fandehanana haingana, firiotana mafy.
tohiny
Fihazakazaka: (hazakazaka) a.: Fomba entina mihazakazaka. ? Fandehanana haingana, hafainganana: Tsy anerany ny fihazakazaky…tohiny
Fihazazana: (zaza) a.: Fahatongavana zaza indray; fitenenana, filalaovana toy ny zaza; fiverenan-tsaina
tohiny
Fihazihazy: (hazihazy) a,: Fitanjahana.
tohiny
Fihazohazo: (hazohazo) a.: Fomba entina mihazohazo, fomban'ny olona mihazohazo, na misalasala, tsy tapakevitra handroso…tohiny
Fihazohazoana: (hazohazo) a.: Fisalasalana, fijajirihana tsy tapa-kevitra na handroso na hilremotra: Mandany andro…tohiny
Fihazonana: (hazona) a,: Fitanana, tsy fanomezana olona ny tokony ho azy.
tohiny
Fihebihebena: (hebiheby) a,: Fivezivezena atsy sy ary: Ny fihebiheben'ny maso.
tohiny
Fihebiheby: (hebiheby) a.: Fomba entina mihebiheby na mivezivezy ats$' sy ar?.
tohiny
Fihebikebehana: (hebikebika) a.: Fihetsiketsehana, fivezivezena mandeha etsy sy eroa.
tohiny
Fihebikebika: (hebikebika) a.: Ny fomba entina mihebikebika, na mivezivezy mandeha etsy sY eroa.
tohiny
Fihebintrebenana: (hebintrebina) a.: Fihetsiketsehan'ny rano mipararetra tsofin'ny rivotra.
tohiny
Fihebintrebina: (hebintrebina) a.: Toetran'ny rano mihebintrebina, mipararetra taofin' ny rivotra.
tohiny