Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fiandrianana: (andriana) a.: Toetra maha-andriana; voninahitra, fahamboniana, fiamboniana: Tandrovy lalandaua ny fiandriananao.…tohiny
Fiandrilavenombazaha: a.: Karazana fiandrilavenona (Althoea officinalis). tohiny
Fiandrilavenona: o.: Karazamboninkazo volomparasy (Malva). tohiny
Fiandrinaina: a.: Karazan-kankana mivelona ao amin'ny tsinain'ny olona; araka ny finoan'ny teo aloha, dia mivoaka,…tohiny
Fiandrivavala: a.: Anaran-kazo. tohiny
Fiandrivoditatatra: a.: Karazam-bano fahita eny amin' ny vody tatatra rehetra eny (Ardea comata). tohiny
Fiandry: a.: Aretina mampivonto ny ankasarotana. tohiny
Fiangonana: (angona) a.: Trano fivavahana ivorian'ny kristianina mba hanaovana fombam-pivavahana isan-karazany:…tohiny
Fianianana: (aniana) a.: Filazana am-pahibemaso fa hilaza ny marina, hanao izao na tsy hanao izao. tohiny
Fianjera: (zera) a.: Fomban'ny olona na zavatra mianjera. tohiny
Fianjerana: (zera) a.: Fahapotrahana. tohiny
Fiantafihana: (tafika) a.: Fandehanana any an'ady. tohiny
Fiantafika: (tafika) o,: Fomba entina miantafika. tohiny
Fiantoko: (toko) a,: Fiandaniana. tohiny
Fiantombenana: (tombina) a.: Fianjerana mivaroraka eo am-pitoerana. tohiny
Fiantombina: (tombina) a,: Toetran'ny olona miantombina. tohiny
Fiantombohana: (tomboka) a,: Fiandohàna. tohiny
Fiantomboka: (tomboka) a.: Fomba na toetran'ny zavatra miantomboka, miandoha. tohiny
Fiantorahana: (toraka) a.: Fiantsampazana eny amin'olonkafa. tohiny
Fiantoraka: (toraka) a,: Fomba entina miantoraka, miantsampy eny amin'ny hafa. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0874