Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanatevina: (tevina) a : Fomba entina manatevina. • p, t. : Azo hatevenina. tohiny
Fanatifihana: (tifika) a : Fanapitihana. tohiny
Fanatifika: (tifika) a : Fomba entina manatifika, manapitika. tohiny
Fanatitra: (atitra) a : Fomba enti-manatitra. 1 Fanomezana atao amin' olona ho maripifaliana na fankasitrahana.…tohiny
Fanato: (nato) a. : Fomba entina manato, mandoko mena amin'ny hodi-nato. tohiny
Fanatoana: (nato) a. : Fandokoana mena amin'ny hodinato. tohiny
Fanatobahana: (tobaka) o. Fampihoarana ny rano hihoa-pefy. tohiny
Fanatobaka: (tobaka) a : Fomba entina manatobaka, marnpihoa-pefy. tohiny
Fanatodihana: (todika) a. : Fanodinana (ny loha, ny lakana...). tohiny
Fanatodika: (todika) a. : Fomba entina manatodika, manodina (ny loha, ny lakana...). 1 p.t. : Azo atodika. tohiny
Fanatofantsihana: (tofantsika) a Fanaovana (zavatra) ohatra ny volantsinana na ohatra ny andohalambo, fandantsihana. tohiny
Fanatofantsika: (tofantsika) a: Fomba entina manatofantsika, manome endrika volantsinana na andohalambo, mandantsika.…tohiny
Fanatofatofa: (tofatofa) a Fomba entina manatofatofa, manetsiketsika, manofahofa. tohiny
Fanatofatofana: (tofatofa) a. Fane tsike tsehana, fanofahofana. tohiny
Fanatofefehana: (tofefika) a. Fampironana, fampitongilanana. tohiny
Fanatofefika: (tofefika) a. Fomba entina manatofefika, mampirona, mampitongilana. ~ p.t. : Azo atofeffka. tohiny
Fanatofezahana: (tofezaka) a.: Fandrerahana, tsy fanomezan-kanina. tohiny
Fanatofezaka: (tofezaka) a : Fomba entina manatofezaka, tsy manome hanina, mandreraka. tohiny
Fanatofintofina: (tofintofina) a : Fomba entina manatofintofina, mampanonjanonja, mampitopatopa. tohiny
Fanatofintofinana: (tofintofina) a : Fanetsiketsehana, fampanonjanonjàna, fampitopatopàna. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0834