Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanandrina: (handrina)a :Fomba fijerena manatrika an-katezerana : Nampihoron-koditra ahy ny fanandriny ahy. ? p.…tohiny
Fanandrinana: (handrina) a : Fijerena manatrika an-katezerana, mova tsy ny hamely mihitsy, tohiny
Fanandroana: (andro) a. : Vinany ataon'ny mpanandro momba ny zavatra ho avy, avy amin'ny fijexena ny tonon' andro…tohiny
Fanandrohana: (tandroka) a Fametrahana tandroka ampiasaina ho toy ny vantozy. tohiny
Fanandroka: (tandroka) a. Fomba entina manandroka. tohiny
Fanangana: Fanangany a.:Nofon-ken malemy voahodidina taolana ao amin'ny soroky ny omby, tohiny
Fanangana: (tsangana) a Fomba entina manangana. - p.t. : Azo atsangana :Tay fanangana ny zozo maditra toy ireny.…tohiny
Fananganana: (tsangana) a. Fanarenana zavatraamin'ny haavony : Tsy sarotra akory ny fananganana io sarivongana nianjera…tohiny
Fanangasanga: (sanga) a.: Fomba na toetran' ny zavatra manangasanga, izany hoe mise-ho lany ka ny tendrony ihany no…tohiny
Fanangasangana: (sanga) a.: Fisehoana lany ka ny tendrony na ny sangany fotsiny no hi-ta fa ny vatany tsy tazana. tohiny
Fanangerona: (ngerona) a. : Fomba entina manangerona, mandoto, manamainty izaitsizy, tohiny
Fanangeronana: (ngerona) a : Fandotoana, fanamaintisana. tohiny
Fanangetany: (Atm) a : Fatidra ifanaovan' ny olona rehetra. tohiny
Fanangiana: (tangy) a. : Fanomezana tangy na vola anambazana vehivavy alaina. tohiny
Fanangilo: (ngilo) a. : Fomba entina manangilo,manamaintY. tohiny
Fanangiloana: a, : Fanaovana izay hahatonga ngilo, mainty mangilohilo. tohiny
Fanangita: (ngita) a. : Fomba entina manangita, manao izay hahangita (ny volo). tohiny
Fanangitana: (ngita) a, : Fanaovana izay hahangita. tohiny
Fanangizina: (ngizina) a.: Fomba entina manangizina, mahatonga mainty maizina. tohiny
Fanangizinana: (ngizina) a. :Fanaovana izay hahangizina, hahatonga maintY maizina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0169