Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fitony: (tony) a.: Toetran'ny zavatra na olona mitony, na mihalefaka, mihaketraka; fihalefahana, fihaketrahana:…tohiny
Fitopatopa: (topatopa) a.: Toetran'ny zavatra mitopatopa; fihetsiketsika, fihevingevina, fanonja: Ny fitopatopan'ny…tohiny
Fitopatopana: (topatopa) a.: Fihetsiketsehana (rano, alondrano), fihevingevenana, fanonjàna. tohiny
Fitopazana: (topy) a.: Ny fijerena kely miserana, fiantefan-javatra: Ny fitopazan'ny masony fotsiny teny amiko dia…tohiny
Fitopy: (topy) a.: Fiantefa (enti-milaza ny maso na zavatra tonga miserana kely): Ny fitopin'ny maso. / Ny fitopin…tohiny
Fitorahana: (toraka) a.: Fanipazana vato (na zavatra ha-fa) amin'olona na zavatra iray mba hahavoa azy: Tsy nitsahatra…tohiny
Fitoraka: (toraka) a.: Fomba entina mitoraka: lhomehezan'ny ankizy ny fitorak'io kavia fo. ? p.t.: Azo torahana:…tohiny
Fitoreo: (toreo) a,: Fomban'ny olona na biby mitoreo, izany hoe manao feo mampahonena: Mba tsy tohako loatra…tohiny
Fitoretra: (toretra) a.: Toetran' ny olona mitoretra, tsy kinga, mikisinkisina. tohiny
Fitorevahana: (torevaka) a.: Fipetrahana fotsiny tsy manao na inona na inona, fidonanaham-poana. tohiny
Fitorevaka: (torevaka) a: Toetran'ny olona mitorevaka, izany hoe mipetraka fotsiny tsy manao na irions na inona.…tohiny
Fitorian-teny: a.: Toerana avo ao am-piangonana itorian'ny mpitondra fivavahana ny tenin'Andriamanitra. tohiny
Fitoriana: (tory) a.: Fanasilahana ny tsiratsirany: Tsy dia zavatra mora loatra akory ny fitoriana ny rongony alohan'…tohiny
Fitoriana: (tory) a.: Fanasiana soritra manelanelana na manavaka. tohiny
Fitoriany: a,: Ny trafony sy ny havanan-kena atao koa hoe vavatoriny, izay didiana voalohany eo amin'ny tampon-dam…tohiny
Fitorohana: (toroka) a.: Fanendrikendrehana amin'ny zavatra tsy natao, fiampangana tsy marina: Tsy avelako ianao…tohiny
Fitoroka: (toroka) a,: Fomba entina mitoroka, izany hoe miampanga tsy marina, manendrikendrika. tohiny
Fitoroka: a.: Volotsangana na vakin-kazo lava marotsaka apetraka manaraka ny lavan' ny lohatrano ka atao mifanelanelana…tohiny
Fitorovohana: (torovoka) a.: Fipetrahana miarinarina amin'ny tany na eo ambony tsihy, ny lohalika atsangana misafosafo…tohiny
Fitorovoka: (torovoka) a.: Toetran'ny olona mitorovoka, izany hoe mipetraka miarinarina, ny lohalika atsangana misafosafo…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.081