Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fijaliana: (jaly) a.: Fanaintainana mafy amin'ny vatana na amin'ny saina amam-panahy; fiandrasana mampivoajamala.…tohiny
Fijaly: (jaly) a.: Fomba entina mijaly. tohiny
Fijambke: (jamdka) a.: Toetran' olona mijamĂ´ka, izany hoe mora be, vitsy teny. tohiny
Fijananaika: (jananaika, jananaka) a.: Firotsahana tsy misy fiatoana (orana); fivoahana tsy mety mijanona (ra amin'…tohiny
Fijangajanga: (janga, jangajanga) a.: Fomba entina mijangajanga. tohiny
Fijangajangana: (janga, jangajanga) a.: Fanaranam-po amin'ny fitondran-tena ratsy, filibana amin'ny fahalianana ara-nofo,…tohiny
Fijanona: (janona) a.: Fomba entina mijanona. tohiny
Fijanonana: (janona) a.: Fitsaharana: Enimpolo taona no fijanonana tsy miasa intsony matetika. 1 Fitoerana ela:Nisy…tohiny
Fijapiana: (japy) a.: Fiantsamborana mitaingina (zavatra) eny am-pandehanana. tohiny
Fijapy: (japy) a.: Fomba entina mijapy, izany hoe miantsambotra mitaingina (zavatra) eny am-pandehanana. tohiny
Fijaradona: (jaradona) a.: Fijoro mahitsy. tohiny
Fijaradonana: (jaradona) a.: Fijoroana mahitsy. tohiny
Fijaridina: (jaridina) a.: Fomban'ny olona mijaridina, izany hoe mijoro mahitsy tsara tsy mihetsika. tohiny
Fijaridinana: (jaridina) a.: Fijoroana mahitsy tsara tsy mihetsika. tohiny
Fijarihana: (jarika) a.: Fijoroana ela miandry. tohiny
Fijarika: (jarika) a.: Fomba entina mijoro ela miandry. tohiny
Fijarobohana: (jaroboka) a.: Fisokana na filentehana ao anaty rano, fivarinana na flanjerana ao anaty rano. tohiny
Fijaroboka: (jaroboka) a.: Toetran'ny zavatra mijaroboka, izany hoe misoka na milentika ao anaty rano. tohiny
Fijefijefena: (jefy, jefifefy) a.: Fanaovana fihetsehana tsy dia maotina loatra mba hirehan'ny mason'ny olona any…tohiny
Fijefijefy: (jefy, jefijefy) a.: Toetra na fomban'ny olona mijefijefy, na mijejojejo. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0374