Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fierotra: (erotra) a.: Fomban' ny olona mierotra, izany hoe mamoaka feo mafy toa mitrona avy any an'orona eo am-patoriana.…tohiny
Fiesikesehana: (esikesika) a.: Fandehanana na famindrana miadana sy midanesaka toy ny olona be kibo. tohiny
Fiesikesika: (esikesika) a.: Toetran'ny olona miesikesika, na mandeha miadana midanesaka toy ny olona be kibo. tohiny
Fiesinesenana: (esinesina) a,: Famoahana feo avy ao an'orona toa tsentsintsentsin'ny sery. tohiny
Fiesinesina: (esinesina) a.: Fomban'ny olona miesinesina, izany hoe mamoaka feo toa tsentsintsentsin'ny sery. tohiny
Fiesona: (esona) a.: Fomban' ny olona miesona, mamoaka feo lavareny avy any an'orona eo am-patoriana, tohiny
Fiesonana: (esona) a,: Fandefasana fofon'aina mitrotroka rehefa matory. tohiny
Fiesorana: (esotra) a.: Fialana. tohiny
Fietaketahana: (etaketaka) a.: Fireharehana, fiedinedenana. tohiny
Fietiketehana: (etiketika) a,: Fireharehana, fieboeboana. tohiny
Fietrana: (etra) a.: Fanaovana na fitondrana etra, na fehikibo. tohiny
Fievanevanana: (cotidal a.: Füanonana tsy an'ny atsy tsy an'ny aroa, fialanalanana. tohiny
Fievenana: (avina) a.: Fivoahan-drivotra eo amin'ny orona tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ary mahatonga…tohiny
Fievotana: (evotra) a.: Fibontsinana ho avoavo; fiantsamborana miakatra. tohiny
Fiezahana: (ezaka) a.: Fikelezana aina, fanaovana ny farany azo atao, fikirizana fatratra: Tsy atnpy ny fiezahan'ity…tohiny
Fiezoezoana: (ezoezo) a. : Fitezotezoana. tohiny
Fifadiana: (fady) a.: Tsy fihinanana na tsy fisotroana, tsy fanaovana zavatra, na noho ny fitanana ny fandraran'ny…tohiny
Fifadidirana: (fadiditra) o.: Fihorongoronana, fihodidinana. tohiny
Fifadirana: (faditra) o.: Fanalana zava-dratsy na loza atolaky ny sasany amin'ny tena na atahorana hahavoa. tohiny
Fifahazana: (fahy) a,: Fihavondrahana, fitomboana hatavezana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1842