Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Felaborona: a.: Karazan-kazo (Cupania). tohiny
Felambarika: a.: Karazan-kazo kely (Dyonychia Bejeri), tohiny
Felana: a.: Ny atin'ny ravina mitapelaka: Maitso tanora mahafinaritra ny felan'it3 ravinkazo • Vonin-javamaniry…tohiny
Felana: a.: Akorandriaka na volafotsy fanaon'ny lehilahy Sakalava amin'ny handriny ho haingo na ody. tohiny
Felatanana: a.: Ny atin'ny ta-nana: Sasao fa maloto izany felatananao izany. - F,-p,: Am-pelatanana: entimilaza…tohiny
Felehina: (felika) mt.ih. (feleho): Iolahana. tohiny
Felika: a.: Fanodidinana, fandehanana avy any ivoho, fiolahana. - t.i.f.: Felehina, afelika / voafelika, tafafelika…tohiny
Felika: a.: Anaran-kafa ilazana ny anana. ¶ M,h,: Anana, traka. tohiny
Fempenana: (fempina) mt.ih, (fempeno): Tampenana, tsentsenana: Fempeno tsara io lava-boalavo io mba tsy hidiran'ny…tohiny
Fempina: p.t.: Tampina, tsentsina, tsy misy hivoahana: Fempina ny arabe fa nisy lozam-piarakodia nitronga, -…tohiny
Fenakoho: a,: Fanomezana omen'ny ray arnan-dreny ny zanaka rehefa tonga ny fandroana, ka raha mbola amin' ny fotoana…tohiny
Fendrofendro: a,: Endrika malahelo, mifararemotra toy ny hitomany. i Fendrofendroina, voafendrofendro / mamendrofendro,…tohiny
Fendrofendroina: (fendrofendro) mt.ih. (fendrofendroy): Asaina mifararemotra: Aza fendrofendroinao eo io zazakely io.…tohiny
Fendrotra: a.: Fananana endrika miketrona noho ny fahoriana mahazo na fanaintainana amin'ny aretina. - t.i.f.:…tohiny
Fenerena: (tery) a.: Fampanaovana zavatra na tiana na tsy tiana. tohiny
Fenifeny: a,: Fahamaikamaikana, fahasempotsemporana miteny na mandeha ets? sy er3'. - t.i.f.: Mifenifeny. tohiny
Fenitra: a.: Fomba fanao, indrindra izay mikasika fifandraisan'ny vahoaka sy ny andriamanjaka fahizay: Tsy miova…tohiny
Fenja: a.: Famiazana, fitazonana tsy hikofoka. - t.i.f.: Fenjaina na fenians, voafenjana, nofinenja / mamenja,…tohiny
Fenjaina: na Fenjana (fenja) mt.ih. (fenjao): Gejana, fiazana: Nofenjainy ny tanako ka sosotra aho. ? Tazonina…tohiny
Feno: p.t.: Misy zavatra ao anatiny manontolo, misy rano hatramin'ny morony, henika, himpona: Feno olona ny…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1364