Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanompo: (tompo) a.: Fomba entina manompo. / p. t.: Azo tompoina. tohiny
Fanompoana: (tompo) a.: Fanajana (olona) fatratra sy fanekena ny sitrap ony :Fanom-Poana an'Andriamanitra. 1 Fanaovana…tohiny
Fanonahana: (honaka) a.: Fianjerana noho ny havizanana na ny hatavezana. tohiny
Fanonaka: (honaka) a.: Fomba fianjera noho ny havizanana na ny hatavezana. tohiny
Fanondana: (ondana) a: Fomba entina manondana na manohana amin'ny ondana. tohiny
Fanondanana: (ondana) a.: Fanohanana. tohiny
Fanondrahana: (tondraka) a.: Fampidirana rano amin'ny tany fambolena na fandrarahana rano amin'ny voly mba hampaniry…tohiny
Fanondraka: (tondraka) a.: Fomba entina manondraka, mampiditra rano amin'ny tany fambolena na mandraraka rano amin'ny…tohiny
Fanondrana: (ondrana) a.: Fomba na toetzan'ny olona manondrana, na mihetsika hadalana. tohiny
Fanondrana: (ondrana) a.: Fomba entina manondrana, na mandefa zavatra amin'ny lakana na sambo. tohiny
Fanondranana: (ondrana) a.: Fandefasana olona na zavatra hiampita amin'ny lakana na ny sambo. tohiny
Fanondranana: (ondrano) a.: Fahadaladalana, fihetsehan' ny hadaladalana. tohiny
FaƱondrane: (Ski) o.: Hazo fisaka araviravy eo ambanin' ny fitoerana amin'ny lakana mba hametrahana entama. tohiny
Fanondrehana: (ondrfka) a.: Fampileferana, fampironana, fampiraihana (ny loha). tohiny
Fanondrika: (ondrika)a.: Fomba entina manondrika, na mampilefitra, mampirona, mampiraika (ny loha). tohiny
Fanondritana: (tondritra) a.: Fanatodihana; fanolahana; fitanana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa mba hivalanany…tohiny
Fanondritra: (tondritra) a.: Fomba entina manondritra. tohiny
Fanondro: (tondro) a.: Fomba entina manondro, manoro amin'ny tanana. / Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe:…tohiny
Fanondroadala: a.: Rantsantanana afovoany, izany hoe fahatelo avy eo amin'ny ankibe na avy amin'ny ankikely. tohiny
Fanondroana: (tondro) a,: Fanambarana zavatra na ny misy azy amin'ny rantsantanana; fanoroana, filazana: Ny fanondroan-dRakoto…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0939